Blinga Style

Blinga Style Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Blinga Style, Shopping & retail, Antananarivo.

page de vente🔥
💥Article sur commande uniquement 💥


💟Housse stylé pour toute marque de telephone , tablette , ipad ...ect ...
💟 Accessoires : Cordon , bracelet , cache écran, cache APN
etc...

contact: 034 46 219 54

👇👇Abonnez-vous à ma page👇👇

⚠️ INFORMATION IMPORTANTE HO AN’NY CLIENTS ⚠️Miala tsiny indrindra amin’ny fahatarana kely amin’ny commande housse 🙏👉 No...
15/04/2026

⚠️ INFORMATION IMPORTANTE HO AN’NY CLIENTS ⚠️
Miala tsiny indrindra amin’ny fahatarana kely amin’ny commande housse 🙏
👉 Noho ny fitakiana be + livraison, dia misy décalage kely ny délai.
💯 Fa aza manahy:
✔️ Efa eo am-pikarakarana tsara ny commande rehetra
✔️ Ho tonga tsikelikely ato ho ato ny entana
✔️ Tsy maintsy voahaja ny qualité 🔥
🙏 Misaotra betsaka amin’ny faharetanareo sy ny fahatokisana anay
👉 Izahay dia manao izay tratra hanaterana haingana araka izay azo atao
📩 Raha mila info fanampiny dia aza misalasala mandefa message

🥰A D I D A S 😍Assorti de la tête au pied 🥺❤️ Qu'est ce qui vous empêche de commander tout ça ? Commander dès maintenant ...
07/04/2026

🥰A D I D A S 😍
Assorti de la tête au pied 🥺❤️
Qu'est ce qui vous empêche de commander tout ça ?

Commander dès maintenant ☺️

contact : 0344621954 ( Rabarison Ny Aina Rota)

Ho anao izay te haharaka dia aza tara fa izahay dia mandray commande amin'ity téléphone BARBIE LIMITED ity 🥰❤️ Tena izy ...
07/04/2026

Ho anao izay te haharaka dia aza tara fa izahay dia mandray commande amin'ity téléphone BARBIE LIMITED ity 🥰❤️

Tena izy io an , sao de lazainareo fa kilalao fa misy internet,mety anaovana appel, mety hangalana sary ihany 😋🤗

hatrany
Délais de 07 à 15j ouvrables

photo réelle
sous carton ❤️🥰

contact : 0344621954 ( Rabarison Ny Aina Rota)

07/04/2026

Asio présence kely aloha fa hizara credit isika

Modèle bandoulière pour idéal pour toutes marques de téléphones 📱 Qu’attendez-Vous ? Commander directement sur MP 🦋Délai...
31/03/2026

Modèle bandoulière pour idéal pour toutes marques de téléphones 📱

Qu’attendez-Vous ? Commander directement sur MP 🦋

Délais de commande 07 à 15j ouvrables ❤️

🤓Acompte exigé 😄

Contact : 0344621954 ( Rabarison Ny Aina Rota)

🔥 T’as déjà vu des coques aussi FRAÎCHES ? 🍓🍇🥝Les modèles “Tenta Fruit” débarquent 🍹✨Des couleurs qui claquent, un style...
30/03/2026

🔥 T’as déjà vu des coques aussi FRAÎCHES ? 🍓🍇🥝

Les modèles “Tenta Fruit” débarquent 🍹✨
Des couleurs qui claquent, un style unique… et surtout PERSONNE n’a ça 😮‍🔥

💥 Edition limitée
📱 Disponible sur plusieurs modèles
💌 Commande en message privé

⚠️ Attention… une fois que tu vois, tu veux 😏

Contact: 0344621954 ( Rabarison ny aina rota)

Aiza daholo ilay mpakafy Real madrid na Fc Barcelone ireny ⚽  téléphone tena natao ho anao ity.📱Misy ho an'ny téléphone ...
25/03/2026

Aiza daholo ilay mpakafy Real madrid na Fc Barcelone ireny ⚽
téléphone tena natao ho anao ity.
📱Misy ho an'ny téléphone rehetra izay ilainao

✈️Sur commande
✨Délais du commande 7à15j
🥰Accompte 50% exigée
Passez vos commandes en mp ou appelez-le 📞0344621954

Iza ilay mbola tsy nahazo housse stylé manjakely sady qualité tena hoe ilay tadiavina mihintsy 💯Hafa ihany ilay téléphon...
25/03/2026

Iza ilay mbola tsy nahazo housse stylé manjakely sady qualité tena hoe ilay tadiavina mihintsy 💯
Hafa ihany ilay téléphone rehefa tsara ny housse eh🥰
💫Aza adino fa misy ny housse marque téléphone izay ilainao rehetra na Iphone, Redmi, Realme, Google pixel, Samsung,sns...

Housse disponible sur commande avec accompte 50% 💸
✨Délais: 7 à 15j ouvrables
📱Alefaso dieny izao ary ny commande fa misy ho an'ny lehilahy sy vehivavy ary ho an'ankizy

📞0344621954 ( Rabarison Ny Aina Rota)





Tsy ho lany ny tsara sy karazany raha mbola ato aminay 😍🦋 Aza misalasala mihitsy miditra mp raha anao commande fa misy h...
24/03/2026

Tsy ho lany ny tsara sy karazany raha mbola ato aminay 😍🦋
Aza misalasala mihitsy miditra mp raha anao commande fa misy ho an’ny téléphone rehetra 🥰

Misy ho an’ny lehilahy ary misy ho an’ny vehivavy 😇

👉Sur commande
👉Acompte exigé

Contact: 0344621954 Rabarison ny aina rota

🦋Modèle Miavaka be ho anao 🦋Mbola mahafaly anay fona no manome anao izay tsara indrindra avy aminay 🥰🥰🥰 . Modele tena ts...
20/03/2026

🦋Modèle Miavaka be ho anao 🦋

Mbola mahafaly anay fona no manome anao izay tsara indrindra avy aminay 🥰🥰🥰 . Modele tena tsara sy miavaka ary stylè hatrany . ❤️ .
koa aza misalasala fa lazao fotsiny ny marika ny téléphone anao dia ijerevanay modele manjakely toy ireto 😍🥰🥰🥰🥰😍

✈️

🌸
🎁

😍Atokanay ho anareo vehivavy indray aloha ity androany ity ❤️ modèle poketra poketre 😍😍😍 tena hoe tsara sy miavaka any ....
19/03/2026

😍Atokanay ho anareo vehivavy indray aloha ity androany ity ❤️

modèle poketra poketre 😍😍😍 tena hoe tsara sy miavaka any . Koa aza taraiky ary .🥰🥰🥰

.

contact 0344621954 📱✔️

📦🔥 Ireto indray ary ny arrivage antsika tamin’ny vague farany anh ! 🔥📦Stylé 😍 Qualité 💯 Protection assurée 💙⚡ Modèle Sty...
18/03/2026

📦🔥 Ireto indray ary ny arrivage antsika tamin’ny vague farany anh ! 🔥📦

Stylé 😍 Qualité 💯 Protection assurée 💙

⚡ Modèle Stylé miavaka ary tena hoe Unique 🥰
➡️ Raha anao commande , afaka mandefa Mp📩

⚠️ Sur commande uniquement 🛫
💰 Acompte 50%💸
⏳ Délais : 7 à 15 jours ouvrables👌
☎️ contact :034 46 219 54 .

---

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Blinga Style posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share