Couleurs de Madagascar

Couleurs de Madagascar ๐ŸŽจ Boutikโ€™art โ€“ Couleur de Madagascar ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
ล’uvres artisanales faites main : broderies, peintures, toiles, sculptures.

Sublimez vos espaces intรฉrieurs et extรฉrieurs avec lโ€™รฉlรฉgance de lโ€™art malgache.

Alefa couleurs de Madagascar ! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
31/07/2026

Alefa couleurs de Madagascar ! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

08/06/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ VOLANโ€™NY FAHALEOVANTENA โ€“ VOLANโ€™NY MAHA MALAGASY! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

VOLANA JONA : volana nahazoanโ€™i Madagasikara ny fahaleovantena? Volana iray manokana hanandratana ny maha-Malagasy antsika, ny kolontsaintsika ary ireo zava-kanto mampiavaka antsika.

Aminโ€™izao volana manan-tantara izao, manasa anao izahay hitsidika ny ๐‚๐จ๐ฎ๐ฅ๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ž ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ ety ๐€๐ฅ๐š๐ฌ๐จ๐ซ๐š, toerana ahafahanao mahita sy mankasitraka ireo asa tanana Malagasy tena kanto sy miavaka:

โœจ Petalofehy ๐ฏ๐จ๐š๐ค๐š๐ฃ๐ฒ sy ara-kalitao
โœจ Sary sikotra madinika sy lehibe, asa tanana tsy manam-paharoa
โœจ Vokatra maro mampiseho ny hakantonโ€™i Madagasikara

๐ŸŽ† VOLANA JONA, hanehoana am-pireharehana ny maha-Malagasy antsika.

๐Ÿ‘•๐Ÿ‘— Efa tonga ihany koa ireo vokatra vaovao, ho anโ€™ny olon-dehibe sy ny ankizy, mety tsara aminโ€™ny fankalazana sy ny hetsika rehetra mandritra ity volana ity. Ary aminโ€™ny vidiny tena natao ho sahaza ny be sy ny maro.

๐Ÿ“ ๐‚๐จ๐ฎ๐ฅ๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ž ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ
๐€๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐š๐ง๐š, ๐€๐ฆ๐ฉ๐š๐ก๐ข๐›๐š๐ญ๐จ โ€“ ๐€๐ฅ๐š๐ฌ๐จ๐ซ๐š

๐Ÿข Ary rehefa avy mitsidika sy miantsena ianao dia afaka maka aina sy mankafy sakafo ary tsakitsaky Malagasy ao aminโ€™ny La Table Mosakiky.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Manohana ny vita Malagasy, manandratra ny kolontsaina Malagasy!

โ˜Ž๏ธ 038 45 486 42

HAINAO VE? โ€œAMBORADARAโ€ โœ…Voambolana malagasy ilazร na ny petakofehy, zavakanto tsy afa-misaraka aminโ€™ny akanjo, maneho ny...
07/06/2026

HAINAO VE? โ€œAMBORADARAโ€ โœ…
Voambolana malagasy ilazร na ny petakofehy, zavakanto tsy afa-misaraka aminโ€™ny akanjo, maneho ny fahaiza-manaontsika sy ny kolontsaina maha-malagasy antsika.

Tonga ity ny volana Jona, izay manamarika indrindra ny fankalazana ny nahazoantsika ny fahaleovantena. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸŽ†

Ireto ary ny vokatra vaovao mifanaraka amin'izay. Ho anโ€™ny olon-dehibe ary ho anโ€™ny ankizy. Aza tara intsony amin'ity taona ity.

Afaka manatona anay ety ๐Ÿ“ Ampanarivoana, Ampahibato - Alasora, ihany koa ianareo, maka rivotra no mankafy tsakitsaky malagasy ao aminโ€™ny La Table Mosakiky. ๐Ÿ—๐Ÿ–๐Ÿฆž๐Ÿก

โ˜Ž๏ธ 038 45 486 42

Ato indray isika aminโ€™ireto santionany fitafiana vita malagasy 100% ๐Ÿ’ฏ ireto. Hitanao ao aminโ€™ny Couleurs de Madagascar ๐Ÿ‡ฒ...
07/06/2026

Ato indray isika aminโ€™ireto santionany fitafiana vita malagasy 100% ๐Ÿ’ฏ ireto.

Hitanao ao aminโ€™ny Couleurs de Madagascar ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Petakofehy zaitra tanana, sary maha malagasy; lamba malagasy.

Manasa hitsidika ny boutikโ€™art ety Ampanarivoana Ampahibato alasora
Antananarivo.
Finday : 038 45 486 42

24/05/2026
๐Ÿ“ข ๐ƒ๐„๐‘๐๐ˆ๐„๐‘ ๐‰๐Ž๐”๐‘ ๐šฬ€ ๐ฅ๐š ๐…๐ˆ๐Œ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” !๐‚๐จ๐ฎ๐ฅ๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ž ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ vous attend aujourdโ€™hui au CCI Ivato pour la derniรจre journรฉe de l...
10/05/2026

๐Ÿ“ข ๐ƒ๐„๐‘๐๐ˆ๐„๐‘ ๐‰๐Ž๐”๐‘ ๐šฬ€ ๐ฅ๐š ๐…๐ˆ๐Œ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” !

๐‚๐จ๐ฎ๐ฅ๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ž ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ vous attend aujourdโ€™hui au CCI Ivato pour la derniรจre journรฉe de la ๐…๐จ๐ข๐ซ๐ž ๐ˆ๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐ง๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ž ๐๐ž ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ.

Profitez de plus de remises exceptionnelles sur nos plus belles piรจces :
โ€ข ๐’๐œ๐ฎ๐ฅ๐ฉ๐ญ๐ฎ๐ซ๐ž๐ฌ ๐ ๐žฬ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ฌ ๐ž๐ง ๐›๐จ๐ข๐ฌ
โ€ข ๐„๐ฑ๐ž๐ฆ๐ฉ๐ฅ๐ž La cรฉlรจbre 2 Francs Venty Sy kirobo en grande taille. ๐๐ฎ๐ข ๐ž๐ฌ๐ญ ๐ž๐ง๐œ๐จ๐ซ๐ž ๐ฉ๐ž๐ญ๐ข๐ญ๐ž ๐๐ž๐ฏ๐š๐ง๐ญ ๐ญ๐š๐ง๐ญ ๐โ€™๐š๐ฎ๐ญ๐ซ๐ž๐ฌ ๐šฬ€ ๐€๐ฅ๐š๐ฌ๐จ๐ซ๐š
โ€ข Panneaux sculptรฉs, zรฉbus, personnages traditionnels, tableaux en boisโ€ฆ
โ€ข Broderies, sacs, bijoux et chapeaux malagasy
Venez dรฉcouvrir ๐ฅโ€™๐š๐ซ๐ญ ๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐š๐ฎ๐ญ๐ก๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ช๐ฎ๐ž et ramener des ๐ฉ๐ข๐žฬ€๐œ๐ž๐ฌ ๐ฎ๐ง๐ข๐ช๐ฎ๐ž๐ฌ !

๐Ÿ”ฅ Derniรจre chance aujourdโ€™hui au salon !

๐Ÿ“ Stand ๐Ÿ‘๐Ÿ’๐Ÿ”. ๐’žโ„ด๐“Š๐“โ„ฏ๐“Š๐“‡๐“ˆ ๐’นโ„ฏ โ„ณ๐’ถ๐’น๐’ถ๐‘”๐’ถ๐“ˆ๐’ธ๐’ถ๐“‡ - FIM 2026, CCI Ivato

๐Ÿ‘‰ Notre boutique principale reste ouverte ร  Alasora aprรจs la foire.

On vous attend en nombre ! โค๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Contact : +261 38 45 486 42

FOIRE INTERNATIONALE DE Madagascar. Stand 346 Couleurs de Madagascar est ร  Ivato (CCI) .
07/05/2026

FOIRE INTERNATIONALE DE Madagascar. Stand 346 Couleurs de Madagascar est ร  Ivato (CCI) .

Couleurs de Madagascar !
01/05/2026

Couleurs de Madagascar !

Couleurs de Madagascar ๐Ÿ˜โค๏ธ
26/04/2026

Couleurs de Madagascar ๐Ÿ˜โค๏ธ

19/04/2026

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261343016814

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Couleurs de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share