Fy Tsiky Shop

Fy Tsiky Shop Toutes sortes de ventes �. Neuve ou friperie ��. Envoie-nous un message ou appelé le N°034 76 251 59

🎉 💥JEU DE DEVINETTE – ARRIVAGE VAOVAO!💥 🎉📦 Misy entana vaovao ho tonga ato aminay... Iza ary no mahay oo? 👀💡Indice 1️⃣ :...
25/07/2026

🎉 💥JEU DE DEVINETTE – ARRIVAGE VAOVAO!💥 🎉

📦 Misy entana vaovao ho tonga ato aminay... Iza ary no mahay oo? 👀

💡Indice 1️⃣ :
✨ Anti-stress (alefako tsikelikely anaty commentaire ny indice 😉)

📝 Fitsipika:
1️⃣ Abonneo ny page.
2️⃣Soraty ao anaty commentaire ny valiny marina.
3️⃣Inviteo ny namanao 1 na 2 handray anjara.
4️⃣Partageo ity publication ity (mode public).

🎁🎁 Loka: olona 3 voafantina amin'ireo mahavaly marina no mahazo cadeau, ataotsika credit 2.000 Ar avy aloha amin'ity fa raha mazoto mandray anjara ianareo dia apianay surprise 😉🎁

⏳ Mifarana ny lalao amin'ny: 02 Aout 🥰😉

🤔 Ka inona ary no eritreretinao fa entana vaovao ho avy?! Bonne chance 😉😍

😉

❤️❤️ ROUGE ❤️❤️❤️Le rouge, plus qu’une couleur, une attitude. ❤️PRESS ON NAILS 😉💅🏻💅🏻✨ Réutilisable✨ Mora apetaka 🤩 5 min...
25/07/2026

❤️❤️ ROUGE ❤️❤️
❤️Le rouge, plus qu’une couleur, une attitude. ❤️

PRESS ON NAILS 😉💅🏻💅🏻
✨ Réutilisable
✨ Mora apetaka 🤩 5 min dia vonona 😁😅
✨Efa misy fametahana azy

💰Prix: 10.000 Ar

✨💅FAUX ONGLES ADHESIF 💅🥰😍✨💅PRESS ON NAILS  💅🥰😍Ireto ny couleur n**e ato aminay 😉🩷 Modele cat eyes 👁️✨ sy tsotra 💅 🥳🍀💥Pri...
20/07/2026

✨💅FAUX ONGLES ADHESIF 💅🥰😍
✨💅PRESS ON NAILS 💅🥰😍
Ireto ny couleur n**e ato aminay 😉
🩷 Modele cat eyes 👁️✨ sy tsotra 💅 🥳🍀
💥Prix: 10.000 Ar (prix fixe) 💥😉

🌸👉🏻 Ireto indray no ao anatiny: 10 faux ongles+Patch adhésif+lime à ongle+bâtonnet 😉✨

💥Ny tombony amin'ireto dia:
✨Afaka averina ampiasaina
✨Mora apetaka tsy mandany andro 😉
✨Tsy manimba hoho

💅🌷✨💕🩷

Retour cliente vao tonga indray e! 🥰✨Iza indray ilay mbola misalasala amin'ny taille ao 🤔 no sady misalasala hoe mipetak...
18/07/2026

Retour cliente vao tonga indray e! 🥰✨

Iza indray ilay mbola misalasala amin'ny taille ao 🤔 no sady misalasala hoe mipetaka tsara ve? 🤔

Ity izao taille XS 😍🥰

Manjakely e? 😍 Tsara kely, mipetaka tsara, ary manasongadina tsara an'ilay tanana ilay couleur 🤤🥰 ❤️

Aza misalasala intsony fa commande-o izay mety aminao! 🛍️✨

❤️

💙Bleue 🤤💙🥰😍🥰 Iza indray no aka an'ireto manjakely ireto❣️✨💅FAUX ONGLES ADHESIF 🦶💅🥰😍🩷 Modele cat eyes 👁️🌟🦶💅 🥳🍀Prix: 10.00...
17/07/2026

💙Bleue 🤤💙🥰😍🥰
Iza indray no aka an'ireto manjakely ireto❣️

✨💅FAUX ONGLES ADHESIF 🦶💅🥰😍
🩷 Modele cat eyes 👁️🌟🦶💅 🥳🍀
Prix: 10.000 Ar/pièce (prix fixe) 😉

🌸👉🏻 Ireto indray no ao anatiny:
💥Pieds:14 faux ongles+Patch adhésif+colle+lime à ongle+bâtonnet 😉✨
💥Mains:10 faux ongles+qpatch adhésif+lime à ongle+batonnet 😉✨

Récupération et livraison possible 😉
💅🌷✨💕🩷

✨💅FAUX ONGLES ADHESIF 🦶💅🥰😍🩷 Modele cat eyes 👁️✨ sy tsotra 🦶💅 🥳🍀Prix: 10.000 Ar (prix fixe) 😉🌸👉🏻 Ireto indray no ao anati...
15/07/2026

✨💅FAUX ONGLES ADHESIF 🦶💅🥰😍
🩷 Modele cat eyes 👁️✨ sy tsotra 🦶💅 🥳🍀
Prix: 10.000 Ar (prix fixe) 😉

🌸👉🏻 Ireto indray no ao anatiny: 10 faux ongles+Patch adhésif+lime à ongle+bâtonnet 😉✨

💥✨Ezahatsika asiana video isaky ny sary hahitana tsara ilay reflet maha cat eye azy tsara 😉😁.

💅🌷✨💕🩷

👋🏻👋🏻Mampahafantatra anareo mpanjifa hajaina rehetra izahay fa amin'ny ✨Asabotsy (Samedi) avokoa no hanatanterahana ny li...
15/07/2026

👋🏻👋🏻
Mampahafantatra anareo mpanjifa hajaina rehetra izahay fa amin'ny ✨Asabotsy (Samedi) avokoa no hanatanterahana ny livraison✨ rehetra amin'ity herinandro ity, noho ny antony manokana.🛵🛵📦

🙏 Misaotra indrindra ny amin'ny fanekenareo ny fandaminana .

💙 Mankasitraka hatrany ny fahatokisanareo anay!😉🥰

✨💅FAUX ONGLES PIEDS 🦶💅🥰😍🩷 Modele cat eyes 👁️✨ sy tsotra 🦶💅 🥳🍀Prix: 10.000 Ar (prix fixe) 😉🌸 Faux ongles adhésifs foana a...
06/07/2026

✨💅FAUX ONGLES PIEDS 🦶💅🥰😍
🩷 Modele cat eyes 👁️✨ sy tsotra 🦶💅 🥳🍀
Prix: 10.000 Ar (prix fixe) 😉

🌸 Faux ongles adhésifs foana an, ireto no ao anatiny: Patch adhésif+colle faux ongles+lime à ongles+bâtonnet 😉✨ (oui, misy colle kely miaraka aminy 😉)

💅🌷✨💕

Avant goût 🥰Faux ongles adhésif cat eyes 👌🏻💅🏻👉🏻Prix 10.000 Ar 🌟🌟Patch adhésif+alcool+lime à ongle 😉😉
05/07/2026

Avant goût 🥰
Faux ongles adhésif cat eyes 👌🏻💅🏻
👉🏻Prix 10.000 Ar
🌟🌟Patch adhésif+alcool+lime à ongle 😉😉

04/07/2026

✨💅Manimanitra arrivage manjakely o 🥰😍
🌸 Faux ongles adhésifs foana an, mora apetaka sady tena manara-penitra 😉✨

🩷 Modele cat eyes 👁️✨ sy faux ongle pied 🦶💅 izay tena maro no nangataka 🥳🍀

💖 Ireo amin'izay ary ilay izy e 😍🥰✨

Ho avy tsy ho ela ny détails 😉😉

💅🌷✨💕

Address

Antananarivo

Telephone

+261323847495

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy Tsiky Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fy Tsiky Shop:

Shortcuts

Share