Sandy Ratisit

Sandy Ratisit Maman 🤍
Je partage ma grossesse, ma vie de maman et mes découvertes🤰👶

Inona no naha vaky hehy ny zazà anareo r'maman😄??Ny an'i Randy maman ihany no naha vaky hehy azy tato😅Hafa kely fa nihir...
13/05/2026

Inona no naha vaky hehy ny zazà anareo r'maman😄??

Ny an'i Randy maman ihany no naha vaky hehy azy tato😅Hafa kely fa nihira an'ilay hiran'i Olombelo Ricky iny zah "Toy ny taratra hazavana ,zato hendrikao misarika!Ny fitsikinao mijery toy ny masoandro mibalika☀️🔆🎶"dia nikakakaka be izy😅💖💖mamy anie izany e🥺❤️

Ary ny anareo😅??

Toroy aho ry Ray mba ho tena Ray aman-dReny🎶Mirary Alahady sambatra ho antsika rehetra 🙏💒Ho feno fiadanana sy fitiavana ...
03/05/2026

Toroy aho ry Ray mba ho tena Ray aman-dReny🎶

Mirary Alahady sambatra ho antsika rehetra 🙏💒
Ho feno fiadanana sy fitiavana ny tokantrano tsirairay 💞

✨Glow maman✨Fitahiana lehibe ny mitondra aina🙏Mirary herinandro feno fitahiana ho antsika rehetra🥰
20/04/2026

✨Glow maman✨
Fitahiana lehibe ny mitondra aina🙏

Mirary herinandro feno fitahiana ho antsika rehetra🥰

Zaza kely fa efa boss ao an-trano 😄👶Izaho indray lasa assistante-ny isan’andro 🤣Team zazà boss sa team maman boss😅?
16/04/2026

Zaza kely fa efa boss ao an-trano 😄👶
Izaho indray lasa assistante-ny isan’andro 🤣

Team zazà boss sa team maman boss😅?

16/04/2026

Ahoana ny fampatorianareo zazà ao r'papa sy maman😂

Bilan des 4 mois de Randy 🍼✨• Allaitement exclusif 🤍• Devient un vrai petit explorateur 🌍• Premiers éclats de rire 🥰• Bo...
12/04/2026

Bilan des 4 mois de Randy 🍼✨

• Allaitement exclusif 🤍
• Devient un vrai petit explorateur 🌍
• Premiers éclats de rire 🥰
• Bouge de plus en plus 💪
• Bave beaucoup et met tout à la bouche 😄
• Communique énormément 💬
• Vaccins à jour ✔️
• Fait ses nuits : 20h – 5h 😴

Mon bébé grandit tellement vite… chaque jour est une nouvelle découverte 💕

Ary ny zazà anareo r'maman aiza ho aiza amin'izao😅??

"2 mois post-partum ity photos ity 🤍✨👉 Firy volana no niverina ny vatanareo r'maman sa tsy niverina mihitsy 😅 ?👉 Inona n...
09/04/2026

"2 mois post-partum ity photos ity 🤍✨

👉 Firy volana no niverina ny vatanareo r'maman sa tsy niverina mihitsy 😅 ?
👉 Inona no nanampy anareo ahazo forme indray (sport, sakafo, astuces…)?

Aza menatra mizara fa mety hanampy maman hafa koa 🥹💬
Andao hifampizara expérience eto anaty commentaire 🤍”

✨ “Merci de m’avoir choisie comme maman… c’est le plus beau cadeau de ma vie.” 🥹💞
07/04/2026

✨ “Merci de m’avoir choisie comme maman… c’est le plus beau cadeau de ma vie.” 🥹💞

🌿✨ P***a voalohany iarahanay miaraka amin'ilay zazà kelinay👶🤍Rehefa nitsangana i Jesosy Kristy ✝️ dia nitondra fiainam-b...
05/04/2026

🌿✨ P***a voalohany iarahanay miaraka amin'ilay zazà kelinay👶🤍

Rehefa nitsangana i Jesosy Kristy ✝️ dia nitondra fiainam-baovao sy fandresena…
Ary ianao, ry zanako, dia toy ny hazavana vaovao niditra teo amin’ny fiainanay ✨

Tsy teny intsony no ilazana azy…
Fa fo feno fisaorana no tsapanay isan’andro 🙏🤍

🌿📖 1 Petera 1:3
“Isaorana anie Andriamanitra… izay niteraka antsika indray ho amin’ny fanantenana velona, amin’ny fitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty.”

🙏 Enga anie ianao hitombo ao anatin’ny:
💖 Fitiavana tsy mety lefy
🕊️ Paix sy fiarovan’Andriamanitra
🌸 Fahasambarana sy fahasoavana
✨ Ary ho voatahy mandrakariva amin'ny fiainanao

💫 Mirary P***a sambatra ho antsika rehetra!🕊️🤍

❤️ Coucou les mamans 👋… andao hifampizara kely 😊Mandritra ny fitondrana vohoka, tena zava-dehibe ny fikarakarana ny vata...
31/03/2026

❤️ Coucou les mamans 👋… andao hifampizara kely 😊
Mandritra ny fitondrana vohoka, tena zava-dehibe ny fikarakarana ny vatana sy ny saina 🧘‍♀️✨
Ka tiako ho fantatra hoe… inona avy ny sport na exercice nataonareo nandritra ny grossesse? 💬

✨ Za manokana dia nifidy exercise d’assouplissement sy yoga ireny😁
Ary tena nahatsapa fiovana tsara be aho 💕
🌸 Ireto ny tombontsoa azoko tamin’izany :
✔️ Nampihena ny fanaintainana lamosina sy ny havizanana 😌
✔️ Nanampy ahy hiala stress sy ho tony kokoa 🧠💆‍♀️
✔️ Nampahazo torimaso tsara 😴
✔️ Nahatsapa fahamaivana sy fahafahana mihetsika 🤍
✔️ Nanomana ny vatako ho amin’ny fiterahana 💪
✔️ Nampitombo ny fifandraisana amin’ny zanako (moment doux be 🥹💞)

💡 Tsy mila manao zavatra sarotra akory, na dia mouvement tsotra aza dia efa manampy be raha atao tsy tapaka 🙏même 15-20min par jour dia efa ampy!!

💬 Anjaranareo indray izao…
Inona ny sport nataonareo? Sa mbola misalasala hanomboka?
Zarao ao amin'ny commentaire indray ary e👇

Mety ho fanampiana lehibe ho an’ny maman hafa izany 💖

🤍 Andao hifanohana, hifampahery… satria ny maman sambatra = bébé sambatra 🥰

💕

Isika maman😅
28/03/2026

Isika maman😅

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sandy Ratisit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sandy Ratisit:

Share