Vazo Gasy

Vazo Gasy Vazo Gasy dia pejy natokana hijerevanao ireo hira malagasy vaovao malaza na vao hisondrotra. araho

Alefaso message privé aty amin'ny pejy ny hiranao tianao alefa eto amin'ny pejy

13/08/2026

Johane ft Njara Marcel - Ilay Fitia🎵🎼
Zarao fa kanto ny

09/08/2026

🌟 INDRO ARY NY HIRA FAMANTARANA NY 🎶🤝🇲🇬
| ALSON Marion ofisialy Tann Faya Oladad madagascar Malm Martiora |

Prod By. Joé Harison Beatz
🟦 Lien Youtube : https://youtu.be/fTeqgli5OpM?feature=shared

02/08/2026

Arahaba daholo nahatratr'ity andro vaovao ity😊
Soava Alahady iaby oh😊
Hendry tsara daholo ry papa isany😂😂

01/08/2026

Black Nadia - Baba (nouveauté)🇲🇬🎼
Zarao fa kanto ny

01/08/2026

Mr Sayda - Hisaotra anao (Nouveauté 2026)🇲🇬🎼
Zarao fa kanto ny

31/07/2026

🎤RAOUTO - TSENAO🇲🇬🎼
Tena tiavo tokoa reto ny namanao tahaka ny tenanao🤗 tiavo dieny mbola eo sy tsy mbola namadika anao, tsy nanary na tamin'ny ady sarotra😻
Anaty tononkira ny hafatra omen'i Raouto ofisialy .
Zarao dia aparitaho fa kanto ny

30/07/2026

🎼Dol - Mahasoava

Zarao dia aparitaho🇲🇬🎵

30/07/2026

Artiste : Paul Pogba sy ny Tariny🎼
Titre : Roraparaky (Cover Kougar) Version Vako-drazana 😁🎵🇲🇬
Tena tsara fa aparitaho🇲🇬

Address

Vazo
Antananarivo
BIENVENUE

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vazo Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category