RI.ma.mi

RI.ma.mi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RI.ma.mi, Shopping & retail, Antananarivo.

27/11/2023

⭕ Ny maso

Ny maso mijery? - Fitaratra vita :
Ny hevitra anatin'ny fo, eo no hita;
Vinaky ao daholo na ratsy na tsara,
Fa maso mijery mahay mitantara.

Ny mason'ny tsara dia feno hafaliana,
Madio sy malefaka tsisy haratsiana;
Ny mason'ny ratsy tsy mety mazava,
Fa matroka foana, manjombona lava !

Tandremo, ry zandry, ny maso mijery,
Fa maro izy ireny no tena mamery,
Mahay manangoly kanefa mifono
Tangena sy poizina tena mamono!

P. Paul-Henri Randranto

(Hosodoko: Ralambo Emile) Voir moins

Salama daholo eh. Efa andro sisa no isaina dia tonga ny krismasy an, mba ho fanampiana antsika tsy dia manam-potoana hik...
27/11/2023

Salama daholo eh.
Efa andro sisa no isaina dia tonga ny krismasy an, mba ho fanampiana antsika tsy dia manam-potoana hikarokaroka sy hipasopasoka an, mba manome vahaolana ho anareo aho an
Robe isankarazany
Lieu de récupération : station Shell Andavamamba
Jp + Mp ary ho an'izay liana e

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RI.ma.mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share