05/11/2024
‼️Gourde tsara kely tsy be mpanana 🤗🔥💞
Nefa ✨😇 en plastique 🍶
Mafana ny andro fa andao hisotro rano be💦🥛
Ireo tsara kely ireo atao gourde fixe fa tsy ilay tavoangy tsotra ireny foana no ifampitadiavana sy misolo foana isaky ny mivoaka. 🤣😩
🦋Prix sy capacité efa mipetaka 😍✅
🦋en ligne izahay dia manao livraison à partir de 3.000ar,
🦋mandefa faritra 🤗
🦋moa afaka manao récupération ianao tompoko💖