08/04/2019
Salama isika rehetra!
Vaovao lehibe ho antsika androany, faly dia faly izahay mapandre antsika ny FISOKAFAN'NY TONDA TECH BOTIKA!
Manombok'izao dia hitanao ety amin'ny daholo ireo entana izay hitantsika rehetra ato amin'ny pejy facebook. Ny dia ety à TSIAZOTAFO, 10m miala ny Hotely Nosy Be Tanà, mitodika mankany amin'ny Maki Company.
Entana avy any Frantsa, momban'ny teknolojia avo lenta hatrany no atolotray anareo Mpanjifa, amin'ny karazany maro ary amin'ny vidiny mirary: "Ordinateurs portables", "tablettes", "hybrides ordi-tablette" sy ireo maro hafa koa izay tsy ho ela no ho tonga.
Tsy izay ihany, ho fanamarihana izao fisokafan'ny Tonda Tech Botika izao dia misy FIHENAM-BIDY LEHIBE mahatratra hatrany amin'ny 12% ny amin'ireo "ordinateur portable (araka ny hita amin'ny sary etsy ambany) !
Misokatra manomboka amin'ny 8 ora sy sasany maraina ka hatramin'ny 4 ora hariva ny Botika, koa aza misalasala fa tongava mitsidika ety à TSIAZOTAFO!
Fifandraisana : 032 41 669 82 / 034 26 569 94
Mankasitraka Tompoko ô!
************************
Bonjour tout le monde!
Très grande nouvelle aujourd’hui, nous sommes très heureux de vous annoncer l'OUVERTURE DE NOTRE BOUTIQUE TONDA TECH!
Dorénavant vous pourrez retrouver tous nos produits publiés sur la page directement chez à Tsiazotafo, à 10 m de l'Hotel Nosy Be Tanà, direction Maki Madagascar.
Il s’agit de produits high-tech de qualité en provenance de France, à un tarif abordable, et de gammes variées : des ordinateurs portables, des hybrides Ordi-Tablette, des tablettes et bien d'autres encore à venir.
Et ce n'est pas tout! Pour l'occasion, profitez de notre PROMOTION D'OUVERTURE allant jusqu'à 12% DE RABAIS sur nos ordinateurs portables (voir photo ci-dessous)!
Nous sommes ouverts de 8h30 à 16h alors n'hésitez pas à venir, nous vous attendons à TSIAZOTAFO!
Contact : 032 41 669 82 / 034 26 569 94
Merci!