Scoop Nostalgique

Scoop Nostalgique Scoop Nostalgique 🧿🧿🧿
💢 1 Scoop = 5.000ar
💢 2 Scoop minimum

Ravivez les saveurs de votre enfance grâce à notre Scoop 🇲🇬🇲🇬


☎️​ +261 38 68 867 91

Dia mbola tsy haka numéro ihany ve nareo  😁🥰
15/08/2026

Dia mbola tsy haka numéro ihany ve nareo 😁🥰

14/08/2026
Ao ary eee 🥰🥰🥰Lot iray hafa indray ity panier goûté bien garni ity aaa 🥰🥰🥰🥰🥰 Lot faharoa ty aaaa 🥰🥰🤩izay numéro trano hi...
10/08/2026

Ao ary eee 🥰🥰🥰
Lot iray hafa indray ity panier goûté bien garni ity aaa 🥰🥰🥰🥰🥰
Lot faharoa ty aaaa 🥰🥰🤩
izay numéro trano hidiran'ilay bitro no mahazo ny panier gouter 🥰
2.000ar ny vidina numéro iray fa afaka mividy numéro maro 😊
Alefaso ny capture an’ilay transfert + frais de retrait miaraka fidianareo aaa 🤩🤩
1 à 10 ny numéro fidianareo aaa 🥰🥰
Rehefa lany ny numéro 1 à 10 dia hamoaka panier goûté ray vaovao hafa ndray isika
Ataovy eo dia rahariva ny fisarihana 🤩🤩🤩🥰
Mvola : 0386886791 Narisoa
Airtel Money : 0332391152 Harry Nantenaina
Orange money : 0328602321 Narisoa

Ao ary eee 🥰🥰🥰Lot iray ity panier goûté bien garni ity aaa 🥰🥰🥰🥰🥰izay numéro trano hidiran'ilay bitro no mahazo ny panier...
10/08/2026

Ao ary eee 🥰🥰🥰
Lot iray ity panier goûté bien garni ity aaa 🥰🥰🥰🥰🥰
izay numéro trano hidiran'ilay bitro no mahazo ny panier gouter 🥰
2.000ar ny vidina numéro iray fa afaka mividy numéro maro 😊
Alefaso ny capture an’ilay transfert + frais de retrait miaraka fidianareo aaa 🤩🤩
1 à 10 ny numéro fidianareo aaa 🥰🥰
Rehefa lany ny numéro 1 à 10 dia hamoaka panier goûté ray vaovao hafa ndray isika
Ataovy eo dia rahariva ny fisarihana 🤩🤩🤩🥰
Mvola : 0386886791 Narisoa
Airtel Money : 0332391152 Harry Nantenaina
Orange money : 0328602321 Narisoa

Ndao zatsy izy ndao zatsy izy hiaraka hilalao @ Dety be tsika 🥰🥰🥰Tsotra be ny fandraisana anjara : misafidy numéro ray i...
10/08/2026

Ndao zatsy izy ndao zatsy izy hiaraka hilalao @ Dety be tsika 🥰🥰🥰

Tsotra be ny fandraisana anjara : misafidy numéro ray ianao 2.000ar ka olona 10 isaky ny lot no ilaina 🥰🥰🥰 Fa afaka misafidy numéro maro ny olona iray 🤩

Mandefa 2.000ar + frais de retrait ianao anefa mety mahazo goûter VIP 🥰🥰

Rehefa avy mandefa ilay 2.000ar nareo dia ataovy capture eto ilay tranfert sady apetrao ny numéro safidianareo, jereo ny commentaire sao efa lasan'ny olona hafa fotsiny ilay numéro safidianao

Izay numéro hitsofoan’i Dety be 🐇🐇 no mahazo ny goûter aaa 🥰🥰😍😍😍😍

Alefako eo ny sarin’ny goûter andraisana anjara avy eo dia ao nareo manao insciption hoe handray anjara dia rahalina live ny tirage aaa 😍😍😍😍

Mankasitraka eee Mankasitraka aaaa 🥰🥰
05/08/2026

Mankasitraka eee Mankasitraka aaaa 🥰🥰

🎉 Félicitations à notre gagnante !
02/08/2026

🎉 Félicitations à notre gagnante !

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Scoop Nostalgique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share