Etid'or

Etid'or 𝗠𝗲𝗿𝗰𝗲𝗿𝗶𝗲 🪡 | Décoration & Bijoux Event
📦 Livraison partout à Madagascar

💙💖 Lahy sa Vavy ny vahiny kely ho avy ? 😍Efa betsaka izao ny mikarakara fety kely ho an'izany 🤭! Ny anareo rahovina ? 🎈B...
18/08/2026

💙💖 Lahy sa Vavy ny vahiny kely ho avy ? 😍

Efa betsaka izao ny mikarakara fety kely ho an'izany 🤭! Ny anareo rahovina ?

🎈Ballon Gender Reveal afaka jifainao eny amin'ny tranombarotra Etid'or mahazatra anao

💬 Message privée pour vos commandes à livrer
___________________
🕖 De 8H à 17H du Lun au Ven - 16H30 le Sam

📞 Mandrimena : +261 38 41 001 15 / Analakely : +261 34 02 270 83 / Andravoahangy : +261 34 76 572 34 / Behoririka : Tsena Maintso, ampitan'ny rano mambo

📧 [email protected]

😍 Voile à motif, Tissu mariage sns ...➡️ Feno karazana lamba mihaja ho anao mpanjaitra ( na tsia ) ato aminay 🤩 ! Ny mpi...
07/08/2026

😍 Voile à motif, Tissu mariage sns ...

➡️ Feno karazana lamba mihaja ho anao mpanjaitra ( na tsia ) ato aminay 🤩 !

Ny mpikarakara mariage moa zany no tena mahazo satry tsara nefa mora ny lamba mariage 👰!!

• Azo jifainao eny amin'ny tranombarotra
Etid'or Analakely sy Etid'or Mandrimena ireo karazana lamba ireo 😉

Zavatra kely iray monja dia havitanao décoration mahafinaritra kely ! Jereo anie ireto inspiration ireto e 🤩▫️Manantona ...
05/08/2026

Zavatra kely iray monja dia havitanao décoration mahafinaritra kely !
Jereo anie ireto inspiration ireto e 🤩

▫️Manantona eny amin’ny tranombarotra Etid’or mahazatra anao :
Analakely - Andravoahangy - Mandrimena Andoharanofotsy - Behoririka
🔎 www.etidor.net / 📞 0340227083

Accessoires à cheveux 💙Betsaka isika no manontany ny modèles disponibles ato aminay 🥰 Afaka jerenareo ao amin'ny tranoka...
31/07/2026

Accessoires à cheveux 💙

Betsaka isika no manontany ny modèles disponibles ato aminay 🥰
Afaka jerenareo ao amin'ny tranokala
🔍www.etidor.net

➡️ na mijery ato amin'ito lien ito : https://etidor.net/notreboutique/produit=30/Accessoires%20pour%20cheveux

⭐️ Ny Accessoires événementiels rehetra disponible eny amin'ny tranombarotra :
Etid'or Analakely sy Etid'or Mandrimena 😉

Tadidinareo ve ity fizarana “Ma Passion” ity ? 🥰🤩 Anisan’ny format tena nankafizinareo teto amin’ny pejy ! Ho anao izay ...
28/07/2026

Tadidinareo ve ity fizarana “Ma Passion” ity ? 🥰

🤩 Anisan’ny format tena nankafizinareo teto amin’ny pejy !

Ho anao izay manao asan-tanana, natao ho anao mihintsy ity fizarana ity mba hampiseho ny hatsaran’ny ny asanao ⭐️

Asio commentaire hoe “ Ma passion “ na mandefasa message dieny izao ato amin’ny pejy raha toa ka maniry ny handray anjara ianao !

Etid’or manohana ny mpanao asan-tanana ; ‘ndao hifanohana 💙

Ela ela isika no tsy nifankahita teto amin’ny pejy, Hanamarika ny fiverenanay, ‘ndao tsika hilalao 🥳 !Misy tranombarotra...
25/07/2026

Ela ela isika no tsy nifankahita teto amin’ny pejy,
Hanamarika ny fiverenanay, ‘ndao tsika hilalao 🥳 !

Misy tranombarotra Etid’or vaovao misokatra any ho any ee 🤭
Aiza ilay toerana ary raha fantatrareo ❔

Zareo ao amin’ny commentaire ao ny valiteninareo 💬

😉 Dia manasa anareo hazotozoto anisy réaction sy commentaire eto amin’ny pejy fa misy zavatra tsara homaninay ho anareo 🎁

Alefaaa !!

🚨Ho anareo mpanjifa Etid'or Iavoloha ❗️Mikatona vetivety ny tranombarotran-tsika eny Iavoloha, Aza manahy fa hanakaiky a...
30/03/2026

🚨Ho anareo mpanjifa Etid'or Iavoloha ❗️

Mikatona vetivety ny tranombarotran-tsika eny Iavoloha, Aza manahy fa hanakaiky anareo kokoa ny tanjonanay 🤭 !

Manasa anareo anao commande en ligne na hiantso ny laharana 📞 +261 38 41 001 15
* Livraison gratuite ho an'izay manao commande +30.000 Ariary - Andoharanofotsy sy Iavoloha ny manondidina *

Veloma vetivety, mifanomeha vaovao eto isika ho an'ny adresy vaovao 🤗

🌟 Tady ho very " Créativité " daholy ny hakamaroan'ny mpanao   ❗️Izahay ato amin'ny Etid'or dia faly foana manome sosok'...
06/02/2026

🌟 Tady ho very " Créativité " daholy ny hakamaroan'ny mpanao

❗️Izahay ato amin'ny Etid'or dia faly foana manome sosok'hevitra anareo mba hafahanareo manana ny " Originalité " anareo tsirairay avy 🥰

Ho anao mpanao asa-tanana raphia ity voalohany ity 🤩

📣 Tena ampiavaka ny création anao ny Strass à coudre na à repasser fa andramo anie 😉! Misy karazany ny sary sy forme an'ireo ato aminay ‼️

Manaona ny hevitrareo ? Aza misalasala manomeha sosok'hevitra ao amin'ny commentaire 🗣️

🎁 JEU CONCOURS !! 🥰 Ataon-tsika miavaka ity fetin'ny mpifakatia ity! 📣 Misy lalao kely ho ampifaliana anareo mpanjifa en...
04/02/2026

🎁 JEU CONCOURS !!
🥰 Ataon-tsika miavaka ity fetin'ny mpifakatia ity!

📣 Misy lalao kely ho ampifaliana anareo mpanjifa eny amin'ny tranombarotra sy eto amin'ny tambazoatra facebook 🎉!

⬇️ Ireto avy ny torimarika azahoanao mandray anjary :

✔️ Mividy entana mihoatra ny 35 000 Ariary ( na eto amin'ny facebook na eny amin'ny tranom-barotra )
✔️ Mametraka anarana sy laharan-tarobia rehefa manao commande eto amin'ny tambazoatra na eny amin'ny tranom-barotra

🥳 Raha tia ahazo an'ilay cadeau bonus dia miampy an'ireto torimarika ireto :

✔️ Manao "j'aime" ny pejy
✔️ Manonona namana 2 ao anaty commentaire
✔️ Mizara (Partager) ny publication

🤩 Ny fisarihana dia ho tanterahan-tsika ny Zoma 13 febroary eto amin'ny pejy 💙💙

* ETID'OR ANALAKELY SY IAVOLOHA *

💐 Efa maro ianareo no niandry ny PACK ST-VALENTIN ho an'ity taona vaovao ity 🥰!! ⬇️ Ireto ary ny tolotra mamy be sady mo...
03/02/2026

💐 Efa maro ianareo no niandry ny PACK ST-VALENTIN ho an'ity taona vaovao ity 🥰!!

⬇️ Ireto ary ny tolotra mamy be sady mora atolotray anareo mpanjifa ❤️❤️

Eny amin'ny tranom-barotra Analakely & Iavoloha ihany izy ireto no manankery 📣! Na ihany koa sur livraison 😍

💬 Message privée pour vos commandes à livrer
___________________
🕖 De 8H à 17H du Lun au Ven - 16H30 le Sam
📞 +261 34 02 270 83 / +261 33 15 104 01
📧 [email protected]

Address

22 Rue Rabezavana Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 16:00

Telephone

+261340227083

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Etid'or posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Etid'or:

Shortcuts

Share