Prettiest MG

Prettiest MG « Des merveilles à moindre coût » 🛒🤩
✅ Livraison partout à Madagascar

À toi qui doutes, à toi qui hésites, à toi qui recommences…Remets ton projet à l’Éternel, Il fera le reste.📖 Proverbes 1...
20/01/2026

À toi qui doutes, à toi qui hésites, à toi qui recommences…
Remets ton projet à l’Éternel, Il fera le reste.
📖 Proverbes 16:3

❗️Collection oversize disponible : tee-shirts, ensemble short et pantalon, sweat avec ou sans capuche, débardeur

18/12/2025

VERY BIG NEWS😍 : VAVAKA SY TSODRANO HO AN’NY TAONA 2026 miaraka amin’ny 4LIFE sy Pasteur Jocelyn RANJARISON☝️

ÉVÈNEMENT DE L’ANNÉE POUR TOUS : ARISE AND SHINE 2026 - Samedi 17 Janvier à 14h30 au Palais des sports Mahamasina😍

Te hahomby sy hamiratra ve ianao amin’izay rehetra ho ataonao amin’iny taona 2026 iny ?

Te hiaina ny voninahitr’Andriamanitra sy ny fahatsarany ve ianao mihoatra lavitra noho ny taona 2025 amin’iny taona 2026 iny ?

Te hahita fitia manokana amin’Andriamanitra ve ianao na hoe FAVEUR DIVINE amin’ny taona 2026 ?

Ho anao izay manana PROJETS manokana, faniriana, tanjona, fikasana, nofinofy tianao ho tanteraka amin’ny 2026 na ara-panahy io na ara-piainana, na amin’ny sehatra inona io na inona, na kelikely io na tena goavana

✨SORATY ao anaty carnet de note na bloc note na taratasy kely dia ento miaraka aminao amin’io fotoana io fa hivavahana sy ho tsofina rano manokana ao amin’ny palais des sports

Ho antsika rehetra ihany koa izay nanana projets sy faniriana tamin’ity 2025 ity fa mety mbola tsy tanteraka hatramin’izao na mety ny ampahany ihany no tanteraka, avereno soraty miaraka amin’ireo fikasanao 2026 fa ho entina amam-bavaka sy ho tsofina rano manokana amin’io fotoana io

Tadidio, RIEN N’EST IMPOSSIBLE À DIEU et TOUT EST POSSIBLE À CELUI QUI CROÎT🙌

Manasa ho tonga amin’ny maha ianao anao fa tena mahasoa anao ny fahatongavanao amin’ity événement spécial ity

✨Mitondrà namana, ankohonana, mpiara-mianatra, mpiara-miasa, hatramin’ireo manodidina anao izay tianao handray vavaka sy tsodrano manokana ho an’ny taona 2026

SOMETHING BIG IS COMING ON 2026🙌

Tsy hanavahana na iza na iza na avy aiza ianao na avy aiza

Tsy misy vidim-pidirana



#2026

03/12/2025

Fa inona ilay resaka Datou sy Beby azafady ? 😪

Que Dieu vous accompagne aujourd’hui et bénisse vos projets.Même au milieu des défis, rappelez-vous qu’Il prépare toujou...
20/11/2025

Que Dieu vous accompagne aujourd’hui et bénisse vos projets.
Même au milieu des défis, rappelez-vous qu’Il prépare toujours quelque chose de meilleur.

Comme il est écrit :
« Car je connais les projets que j’ai formés pour vous, projets de paix et non de malheur, afin de vous donner un avenir et une espérance. » (Jérémie 29:11) ✨

Bracelet livré avec boîte 💫
12/11/2025

Bracelet livré avec boîte 💫

Bagues en acier inoxydable 💍Prix et détails sur la photo 🤩
12/11/2025

Bagues en acier inoxydable 💍
Prix et détails sur la photo 🤩

Address

En Ligne
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prettiest MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Prettiest MG:

Share