28/12/2025
Hello les girls🌹,
Ireto ny hampahany live vaky b***e Crop friperie 🥰, mamy be daholo, be dia be ato misy taille 2XS atr@ 2XL
✅À partir de 3.000ar akiah dia pas plus de 12.000ar ah✅
Tena hoe mora😍 tsy mila makany antsena mitsongologoloka intsony fa eto dia vita ny shopping anefa mahazo mora 🥳🛍️
➡️Asin-tsika live à 14h30 eto Chez Candy mode sy any ao @ MarieCandy Rak 🥰
😘😘😘
😍