Chez Luciah

Chez Luciah Vente des outils de mode (vêtements, chaussures, pauchettes, etc...) Shopping en ligne

𝐌𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐝𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚.Ilay olona milaza fa tena tia anao io, ilay olona milaza fa tsy mahafoy anao io, ilay olona milaz...
02/04/2026

𝐌𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐝𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚.

Ilay olona milaza fa tena tia anao io,
ilay olona milaza fa tsy mahafoy anao io,
ilay olona milaza fa tena namanao io,
ilay olona milaza fa tsiambaratelo iray aminao io …

Tadidio fa mora mivadika ny olona.
Mora manadino ny olona.
Ary mora amin’ny olona ny manary ny toky nomeny, rehefa azony izay nilainy taminao, na rehefa tsy ilainy intsony ianao.

Ny fotoana dia manova zavatra betsaka.
Ny mpifankatia lasa tsy mifankafantatra intsony.
Ny mpinamana lasa mpifahavalo.
Ny mpihavana lasa mpifandrafy.

Koa tsotra ny hafatra:
Aza matoky olona loatra amin’ny fiainana.
Aza atao hanimba ny tanjonao ny olona mandalo.
Ary aza sasatra manao soa amin’ny ray aman-dreninao sy amin’ny tenanao, satria ireo no tsy mba hamadika anao na oviana na oviana.

Réussir avec Martin

30 000ar fotsiny aki ❣️❣️❣️Taille standard (S, M, L)Livraison partout 🛵🚲🏍️034 84 617 84 ☎️☎️☎️
27/01/2026

30 000ar fotsiny aki ❣️❣️❣️
Taille standard (S, M, L)
Livraison partout 🛵🚲🏍️
034 84 617 84 ☎️☎️☎️

🚫🚫Arrivage porte clé mamy kely🚫🚫15 000ar fotsinyLivraison partout 🚛🛵🚲🏍️Contact ☎️034 84 617 84
28/11/2025

🚫🚫Arrivage porte clé mamy kely🚫🚫
15 000ar fotsiny
Livraison partout 🚛🛵🚲🏍️
Contact ☎️034 84 617 84

❤ ❤ Arrivage manja be ❤  ❤             Haut stylé standard             mety foana S,M,L,XL 🌸 couleur : Blanc,noir,beige,...
23/10/2025

❤ ❤ Arrivage manja be ❤ ❤
Haut stylé standard
mety foana S,M,L,XL
🌸 couleur : Blanc,noir,beige,rouge,marron
🌸 prix: 25 000ar
🌸 Livraison partout à Madagascar
🌸 Tongava manao commande ary fa inona no andrasana
☎️ 📱 034 84 617 84 ihany koa afaka atsoina raha hijery mivantana ianao

Aza variana na midonaka fa teto daholo ny olona no naka an 🥰❤😘 anao anie sisa no miandry ato e, tsy manana budget loatra...
16/10/2025

Aza variana na midonaka fa teto daholo ny olona no naka an 🥰❤😘 anao anie sisa no miandry ato e, tsy manana budget loatra ndry nefa mitady effet steampod mbola matoraka steampod aza ny brillance 😱 natao ho andry ty, misy vidéo fanandramana azy nataoko niaraka tam steampod fa tena hoe babo aho e ❤

🔥 Revlon smoothstay 🔥

•Des coiffures brillantes et lisses qui durent
•Plaques à triple rénovation cérame de 25 mm à l'Huile de coco : des coiffures élégantes et impeccables, visiblement plus lisses et plus brillantes.
•PLAQUES FLOTTANTES À BORDS ARRONDIS : Coiffage polyvalent (lissage ou bouclage) sans faux plis.
•Température personnalisable : choisissez parmi 10 réglages LED précis de la température jusqu'à 235 °C pour plus de personnalisation

🌸 Livré neuf sous carton avec sa jolie pochette
🌺 Authentique à 100%
❤ Garantie 12 mois
🏡 visible à Mahavoky Besarety
🚛 Livraison et expedition en province possible
☎️ Info: 034 84 617 84

🥰❤💋Mankasitraka sahady anao misafidy anay🥰❤💋

AirPods Pro 2🌹🌹🌹Matanjaka tsara ny batterie😊Ny son manja be midoboka tsara👍👏Aiza ndray no ahita fa ataovy ny commande an...
11/07/2024

AirPods Pro 2🌹🌹🌹
Matanjaka tsara ny batterie😊
Ny son manja be midoboka tsara👍👏
Aiza ndray no ahita fa ataovy ny commande any anaty mp na tonga de miantso ny 034 84 617 84☎️fa atao mora be ny prix zareo à!60 000ar fotsiny😍🥰

11/07/2024
Arrivage💖💖💖Nike superrep manja kely🥰🥰🥰130 000ar🌹Tongava haingana ary manao commande ao 😉😉Na ny laharana 034 84 617 74☎️L...
10/07/2024

Arrivage💖💖💖
Nike superrep manja kely🥰🥰🥰
130 000ar🌹
Tongava haingana ary manao commande ao 😉😉
Na ny laharana 034 84 617 74☎️
Livraison partout 😘

15/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Valérie HN, Mamin'iombonana Raymonde, Thalia Randrianajaina

VANS OLD SKOOL Mbola tennis classe hatrany no atolotray ho anareo😘Pt 35-36-37-38-39Manao livraison 034 84 617 84☎️
10/06/2024

VANS OLD SKOOL
Mbola tennis classe hatrany no atolotray ho anareo😘
Pt 35-36-37-38-39
Manao livraison
034 84 617 84☎️

🌹🌹Ny AF1 mbola mamy kely foana hatramizao fa ny vidiny kosa no tena mamy be fa efa milatsaka be 75 000ar monja ka ararao...
31/05/2024

🌹🌹Ny AF1 mbola mamy kely foana hatramizao fa ny vidiny kosa no tena mamy be fa efa milatsaka be 75 000ar monja ka araraoty ary ho antsika tia zavatra classe
🌹🌹pt 36 à 44
🌹🌹Qualité @ ilay tsara foana ny antsika
🌹🌹Livraison partout
🌹🌹034 84 617 84

Address

Antananarivo

Telephone

+261348461784

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Luciah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chez Luciah:

Share