Uni Shop

Uni Shop Tongasoa ato aminay🥰
UNI

Photo 1:Boyfriend taille SMPhoto 2: Wide leg taille ML
30/04/2024

Photo 1:Boyfriend taille SM
Photo 2: Wide leg taille ML

08/04/2024

Reprise commande shein❤️

Amiako anô ny tena tsara an❤️
21/12/2023

Amiako anô ny tena tsara an❤️

Aona fanomanana ny fety ao e? 🎉🎄Uni dia manolotra bandoulière hoanireo izay tsy afaka mandeh any antsena eee 💐Dispo de s...
21/12/2023

Aona fanomanana ny fety ao e? 🎉🎄Uni dia manolotra bandoulière hoanireo izay tsy afaka mandeh any antsena eee 💐
Dispo de suite an
Anontanio izay tiana ary ee

Araraoty ny Black Friday na fihenambidy eto amin'ny site 🥰Alefaso ny commande androany fa mandalo io ann 🤗Articles maro ...
24/11/2023

Araraoty ny Black Friday na fihenambidy eto amin'ny site 🥰
Alefaso ny commande androany fa mandalo io ann 🤗
Articles maro toy ny housse phone, serre tête, mini sac, boicles d'oreille sns
Mp na miantso 0328673487
Conditions tsy miova an😙

Araraoty araraotyAminizao ankatokin'ny noely izao dia manolotra anareo zava-baovao Uni Shop 🥰-Décoration de Noël-Bijou b...
22/11/2023

Araraoty araraoty
Aminizao ankatokin'ny noely izao dia manolotra anareo zava-baovao Uni Shop 🥰
-Décoration de Noël
-Bijou bijou entina manao fety
-Mini sac
Ny conditions tsy miova an🥰
Marihina fa sur commande ny entantsika
Koa aza tara ary
Tongava mp raha mila fanazavana fanampiny
Na miantso 0328673487

Boucle d'oreille inoxydable 😍Ahiaa abyyy ry jejo isany ann😙Kavina manjakely fa aza tara annN.B:Dispo de suite
03/11/2023

Boucle d'oreille inoxydable 😍
Ahiaa abyyy ry jejo isany ann😙
Kavina manjakely fa aza tara ann
N.B:Dispo de suite

Mitohy hatrany ny fandraisana commande pour mois de novembre 🎉Aza misalasala mandefa hafatra miafinaAfaka mandray comman...
01/11/2023

Mitohy hatrany ny fandraisana commande pour mois de novembre 🎉
Aza misalasala mandefa hafatra miafina
Afaka mandray commande pour Noël ihany koa izahay: mini sac 🥰🎉

Hello November🥰2 mois sisa dia hifarana ity taona 2023 ity☺️Nanao ahoana no niainanareo izany?Samia ary manao jery todik...
01/11/2023

Hello November🥰
2 mois sisa dia hifarana ity taona 2023 ity☺️
Nanao ahoana no niainanareo izany?
Samia ary manao jery todika kely ary oe 😉
Dia aza kivy fa mbola manana 2 volana isika ahafahana manova fiainana😍 Ankino amin'Andriamanitra foana fa aza miady irery izany🤗
Feno 4 mois amin'ity volana ity ihany koa mo izany ity pejy ity ka te hisaotra anareo mpanaraka sy mpanohana ahy aho😍 mamibre ianareooo❤️

Nouveauté 😍Tsara kely sady modèle unique
27/10/2023

Nouveauté 😍
Tsara kely sady modèle unique

❌ALERTE NOUVEAUTÉ ❌Sac  en magazine 😍Modèle uniqueAlefantsika eo ny détails avy eooMisy modèle maromaro ato ann😍Mandray ...
25/10/2023

❌ALERTE NOUVEAUTÉ ❌
Sac en magazine 😍
Modèle unique
Alefantsika eo ny détails avy eoo
Misy modèle maromaro ato ann😍
Mandray commande ihany koa izahay
Asio présence aloha aryyy ra mahaliana anareo eehhh🤩

Tongava maro eiinn😍🌴
25/10/2023

Tongava maro eiinn😍🌴

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261328673487

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Uni Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share