Let's Shop

Let's Shop Let's Shop est une petite entreprise créé récemment
Vente de Produits divers :Nouveau et Seconde main Vente en Ligne avec Livraison

Miarahaba e! 👚 Akanjon-jaza de 4 à 8 ans 👚- Friperie 🎉- TBE✅ Efa misoratra amin'ny sary ny détails sy prix💲📩Aza misalasa...
12/11/2025

Miarahaba e!

👚 Akanjon-jaza de 4 à 8 ans 👚
- Friperie 🎉
- TBE✅

Efa misoratra amin'ny sary ny détails sy prix💲
📩Aza misalasala mandefa mp📩
- Manao Livraison 🚚

🛍️ Let's Shop 🛍️

07/07/2024

🛍️CGV - Conditions Générales de Vente🛍️

Toy izao manaraka izao ny fitsipika mifehy ny varotra eto amin'ny pejitsika, mba hampirindra ny fifanakalozana.

✓ Ny prix sy ny détails an'ny article dia eo amin'ny sary daholo ;

✓ Confirmé ho anao ny article iray raha manao Jp sy mandefa contact sy lieu de livraison voalohany amin'ny 📩MP📩 ianao ;

✓ Ny livraison dia ny ampitson'ny Confirmation de commande no atao. Ny Alahady no tsy misy ny livraison ;

✓ Ny livraison dia tsy misy heure fixe, fa afaka manome fourchette d'heures ianareo dia ezahana enjehana araka izay azonay atao ;

✓ Mila manao vérification an'ny entana eo anoloan'ny livreur ianareo vao mandoa vola. Rehefa lasa ny livreur dia tsy afaka mamerina entana intsony izahay ;

✓ Raha tsy mety aminareo ny entana dia afaka averinareo miaraka amin'ny livreur fa ny frais de livraison kosa tsy maintsy aloha ;

✓ Tsy manao réservation article izahay raha tsy mandoha acompte. Tsy miverina ny avance raha tsy alainao ilay article. Ny article réservé dia tsy maintsy alaina amin'ny fotoana nifanomezana ;

✓ Ny any amin'ny faritra : aloha mialoha ny vola miaraka amin'ny frais de retrait vao mandefa ny colis izahay. Alefa aminareo ny coordonnées an'ny Chauffeur avy eo ;

✓Raha sanatria misy ny sampona amin'ny livraison dia miantso ny client ny livreur mampilaza hoe reporté ny ampitso ny livraison ;

✓Raha misy article averinao miaraka amin'ny livreur ka tianao soloina hafa dia miverina mandoa frais de livraison indray ianao rehefa miverina manatitra ilay article solony ny livreur.

🛍️Bon shop chez Let's Shop🛍️

Miarahaba e! 👚 Vide akanjon-jaza de 0 à 6 mois👚(Tbe, misy tsy mbola nanaovana)Efa misoratra amin'ny sary ny détails sy p...
06/07/2024

Miarahaba e!

👚 Vide akanjon-jaza de 0 à 6 mois👚
(Tbe, misy tsy mbola nanaovana)

Efa misoratra amin'ny sary ny détails sy prix💲

📩Aza misalasala mandefa mp📩

🛍️ Let's Shop 🛍️

Miraharaba ny mpanaraka ny pejy rehetra o!Hanao sondage kely izahay hoe mety misy liana amin'ny "vaporisateur de parfum"...
27/06/2024

Miraharaba ny mpanaraka ny pejy rehetra o!
Hanao sondage kely izahay hoe mety misy liana amin'ny "vaporisateur de parfum" ve isika ato?

Let's shop 😉

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344769566

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Let's Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Let's Shop:

Share