Boost rapide

Boost rapide Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Boost rapide, Shopping & retail, Ankadindramamy, Antananarivo.

Andao indray anao Detox....   Detox a base de poireau et gingembre .....      * Mety ho anareo izay te ampihena vatana  ...
26/01/2023

Andao indray anao Detox....

Detox a base de poireau et gingembre .....
* Mety ho anareo izay te ampihena vatana
* Te ampihena kibo ,manala roroho
* Manala rivotra aminy kibo sy vavony
*Sady coupe faim....
Mety na lahy na vavy no mampisa azy, tsy mety ho any mapinono latsakiny 6mois

Prix : 10 jours 15000ar
20jours 30.000ar
Manao livraison zahay ary mandefa any aminy faritra

Tel 0337258987

The catherine    Efa aitsika ny lazany fa tsara izy ary tena efficace     Ka aza misalasala ary mandefa ny commande Akai...
07/12/2022

The catherine

Efa aitsika ny lazany fa tsara izy ary tena efficace
Ka aza misalasala ary mandefa ny commande
Akaiky zao ny fety mila manitsana kely
Manala kibo,mampihena vatana tena mandaitra

Prix 35000ar traitemznt 32piece
Tel 034 78 491 45

Manao livraison manomboka ny 3000ar
Mandefa any aminy faritra

05/12/2022

NY TENY HALOAKAN’NY VAVANAO DIA FAMINANIANA.
Ho avy aminao io, hiseho aminao io, ho tanteraka aminao io

✅SINTONY MIAKATRA NY FIAINAKO TOMPO Ô ( ara-panahy, fahasalamako, ara-bola )
✅ENTO MIAKATRA MIHOATRAN’NY HATRAMIN’IZAY NY FIAINAM-PANAHIKO

Mba andramo averimberina in-3, in-7, in-21
androany ireo fehezanteny ireo, aza hajanona androany ihany fa tohizo isan’andro dia hataovy ho ren’ny sofinao rehefa teneninao.

Fantatrao ve fa isaky ny miteny ianao dia manangona rahona? rehefa miteny sy maminany foana dia miha miangona miha miangona ny rahona ka mihomàna hitsena ranon’orana be avy eo.

Matio 15:28 … lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao…

Teneno izay irinao sy tianao ho tonga aminao. Hetseo ny finoanao amin’ny alalan’ireo teninao.

Mahafinaritra ity erinandro vaovao ity
Amen

The sliming herb ORIGINAL    Akaiky zao ny fetyIzy ity dia manampy anao aminy fampihenana vatanaMisy 5 paquet ao anatiny...
04/12/2022

The sliming herb ORIGINAL

Akaiky zao ny fety
Izy ity dia manampy anao aminy fampihenana vatana
Misy 5 paquet ao anatiny boite ray ary 50isa no isany

* Mapihena kibo
* Mampihena vatana rehetra
Mampivalana ny fiasany ary manampya anao aminy regime minceur

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia midira mp
Na miantso ny
tel : 034 78 491 45

Manao livraison zahay ary afaka mandefa ho anareo any aminy faritra

Prix de 50 pieces : 40.000AR

Livraison manomboka 2000ar

Manao atsinjarany ihany koa zahay an
Prix 10pièce 10000ar

Address

Ankadindramamy
Antananarivo

Telephone

+261337258987

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boost rapide posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share