Pounie tout Frip

Pounie tout Frip Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pounie tout Frip, Shopping & retail, Antananarivo.

Mbola misy iray (1) n’y UGG 🔥🔥🔥🔥Pointure 36 ⁉️⁉️⁉️⁉️  camel 🐪 ihany tompoko 🙏🙏🙏Sous carton 📦 Qualité tsy simba vétivety ...
19/08/2026

Mbola misy iray (1) n’y UGG 🔥🔥🔥🔥
Pointure 36 ⁉️⁉️⁉️⁉️
camel 🐪 ihany tompoko 🙏🙏🙏
Sous carton 📦
Qualité tsy simba vétivety an ❌❌❌
Dispo de suite fa tsy sur commande 🫶🫶🫶
Plate forme 6cm ✅✅✅
Sady prix cadeaux io fa mbola 210.000ar daholo nazahoany client tato aminay 🥰🥰🥰
Mp aingana ary ❤️❤️❤️❤️

N’y sary fotsiny dia manèho fa tsy mitovy amlay fahitanareo maro be ireny ity ❌❌❌❌  🫰🫰🫰Boston fourrure intérieure (anati...
19/08/2026

N’y sary fotsiny dia manèho fa tsy mitovy amlay fahitanareo maro be ireny ity ❌❌❌❌
🫰🫰🫰
Boston fourrure intérieure (anatiny )🔥🔥🔥🔥
Sady plate forme mampitombo halavana 👌👌👌
Pt 35 no atonona azy ❤️❤️❤️❤️
Livraison androany ⁉️⁉️⁉️
TANA Mandefa an faritra ✈️✈️✈️✈️
Tonga dia mp malaky voavaly noho ny commentaire 🙏🙏🙏🙏🙏🙏

Outfit ny ry tantine mpanankarena amlay veste fourrure 🥰🥰🥰🥰🥰🥰Misy rose taille S rah te ho tantine mpanankarena kely Ndry...
18/08/2026

Outfit ny ry tantine mpanankarena amlay veste fourrure 🥰🥰🥰🥰🥰🥰

Misy rose taille S rah te ho tantine mpanankarena kely Ndry 😍😍😍😍😍

Soavamandry iaby ❣️❣️❣️❣️

Tsy nande vacances 🥹😆Omeko anareo izay mbola ande vacances 👌Vide mbola tsy dia nanaovana 🥰🥰🥰ensemble crochet 🧶 Mbola tsi...
18/08/2026

Tsy nande vacances 🥹😆
Omeko anareo izay mbola ande vacances 👌
Vide mbola tsy dia nanaovana 🥰🥰🥰
ensemble crochet 🧶
Mbola tsisy Mipika an ❌❌❌❌
Taille M 🫰
Novidina importé fa tsy nampqmboarina ✅✅✅

Tena Milay ity boubou ity 😅🤤🤤Mitopatopa be ny doudousy ao anatiny 😂😂Tissu mitovy amlay ensemble SHEIN tiatsika be ireny ...
18/08/2026

Tena Milay ity boubou ity 😅🤤🤤
Mitopatopa be ny doudousy ao anatiny 😂😂
Tissu mitovy amlay ensemble SHEIN tiatsika be ireny 🥰🥰😍🥰
Tena jp’ko ity ra tsy misy jp anatiny 15mn 😆😆
Mety am bevoka 🤗🤗
Lava atrany am cheville 👌👌👌
Misy poche sady misy fente koa izy amzany 😍😍😍
Taille standard ✅✅✅✅

Novidiko hoahy ity fa tsy atonona 🥹🥹🥹Pt 36 fa fourrure n’y intérieur dia or 35 no atonona azy ✅✅✅✅✅Plate forme io fa tsy...
18/08/2026

Novidiko hoahy ity fa tsy atonona 🥹🥹🥹
Pt 36 fa fourrure n’y intérieur dia or 35 no atonona azy ✅✅✅✅✅
Plate forme io fa tsy palate an 🔥🔥🔥🔥
Clogs Boston ❤️❤️❤️
Mbola neuf 🫶🫶🫶

Tsy ivarotra foana fa mba ividy koa ndrai2 ☺️☺️Alefaso eto daholo izay akanjo Mihaja rehetra amidinareo 🙏🙏🙏Zaho mitady (...
17/08/2026

Tsy ivarotra foana fa mba ividy koa ndrai2 ☺️☺️
Alefaso eto daholo izay akanjo Mihaja rehetra amidinareo 🙏🙏🙏
Zaho mitady (doré) sac... talon..... 🥰🥰

Mini robe mafatifaty koely 🥰🥰👗 Jeans elastice ❤️‍🔥❤️‍🔥Fohifohy mihintsy 👌👌1m60 midina no m’jp azy 🤗🤗Importé taille S M ✅...
16/08/2026

Mini robe mafatifaty koely 🥰🥰👗
Jeans elastice ❤️‍🔥❤️‍🔥
Fohifohy mihintsy 👌👌
1m60 midina no m’jp azy 🤗🤗
Importé taille S M ✅
TANA Mandefa am faritra ✈️✈️

Tsy sahirana mihintsy mitady veste refa ivoaka🥰🥰🥰🥰Sady manindry be 💄🔥Matevina be 🙏🙏Imagineo fotsiny pôzinareo manao an’i...
16/08/2026

Tsy sahirana mihintsy mitady veste refa ivoaka🥰🥰🥰🥰
Sady manindry be 💄🔥
Matevina be 🙏🙏

Imagineo fotsiny pôzinareo manao an’ilay rose bonbon 🍭 ao io 🤤🤤🤤

Ilaina fona ity rehefa mivoaka soirée 🥰🥰🥰Veste fourrure crop 😍😍😍😍Trop matevina 👌👌👌Couleur mamy loatra 💄💄💄Taille S ✅✅Doub...
16/08/2026

Ilaina fona ity rehefa mivoaka soirée 🥰🥰🥰
Veste fourrure crop 😍😍😍😍
Trop matevina 👌👌👌
Couleur mamy loatra 💄💄💄
Taille S ✅✅
Doublures intérieur ⁉️⁉️
Iza no LADYBOSS tompony ❤️‍🔥❤️‍🔥

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pounie tout Frip posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share