09/02/2023
Salama oh! 👋👋
Mety mahasoa anao ity 😉
🍀 ny ravingoavy sy ireo tombotsoa azo avy aminy 🍀
Fantatrao ve fa ???? 😊
🌹 ny ravingoavy dia manankarena magnésium, vitamine (A, B1, B6, C), potassium, quercetine,... 🍀
✅ Mampidina ny tahan'ny siramamy anaty vatana, ny tosi-drà avo, mitsabo ny fivalanana sy fièvre typhoïde
➡ tenehina amin'ny rano 1L mandritra ny 10 min ny ravina 1 tanana ary sotroina alohan'ny hisakafo
✅ Mampijanona ny fihitsanan'ny volo, mampatevina ary manampy amin'ny fitsiriany
➡ tenehina amin'ny rano 1L mandritra ny 20 min ny ravina 1 tanana ary hanakobanana volo rehefa mangatsika (in-2 isan-kerin'andro) 💖
✅ Manala maloiloy rehefa ilay m-voyage iny
➡tsakotsakoina ilay laingony malemy iny dia arina ny faikany
✅ Manatsitrana areti-nify, fery anaty vava, na hihy marary, ary manala ny fofona ratsy
➡tenehina ary hanotsanana vava ilay ranony matimaty iny
❎ Tsy mety ho an'ny vehivavy bevohoka, mampinono, zaza latsaky ny 2 taona 🚫
Zarao ho hitan'ny hafa💞
Aza hadino ny mi-abonné ny page 😍