06/02/2025
Araraoty ary fa Promotion be ny tee shirt @ ity saint Valentin ity 😍😍Afaka atao fanomezana tsara ho an’ny olon-tianao ❤️🤲
Tissu 100% coton,✅
misy taille rehetra S M L XL ✅
Qualité TOP ✅
Manao livraison✅
Mandefa amin'ny faritra✅
Misokatra @ fiaraha-miasa rehetra ihany koa izahay ho an’ireo fikambanana , orinasa , fianarana , fiangonana , sns izay te hiara hiasa aminay ✅