RNK Distribution

RNK Distribution Distributeur de produit alimentaire et hygiénique

12/08/2026

Mety ho ity mihitsy ilay biscuit nandrasanao! 🍪🍊

Mikarepoka, mamy tsara ary feno tsiro voasary ka vao mihinana iray dia mety mbola hitady iray indray ianao. 😋

Danish Florida Orange, ilay biscuit kely mety hahatonga ny fotoana goûter ho vao mainka mahafinaritra!

08/08/2026

Menthe, voankazo isan-karazany... manana ireo hanitra marobe tianao ny Bonbon ERLAN! 🍬🤤

Lasa cadeau d’invité matsiro sy tsy lafo izy ireo amin'ny fety karakarainao: fonosana kely sy ruban miavaka fotsiny dia ampy! 🎁

Jifao eny amin'ny RNK Distribution ny anjaranao, ary lazao amin'ny commentaire hoe inona ny hanitra tena tsy azonao leferina amin'ny bonbon ERLAN? 👇

07/08/2026

🤤 Le genre de pause qui te fait oublier toutes tes tâches en cours…

Une pause, un bon café, et tout va mieux ☕
Une bonne journée commence toujours par un bon café.

👇 Ton rituel incontournable du matin, c'est quoi ? Dites-nous en commentaire !

🍝 Inona no tsiambaratelon'ny sakafo matsiro? Ny fitehirizana tsara ny hanitra sy ny tena kalitaony, ilay tsiro tsy miova...
06/08/2026

🍝 Inona no tsiambaratelon'ny sakafo matsiro?

Ny fitehirizana tsara ny hanitra sy ny tena kalitaony, ilay tsiro tsy miova na oviana na oviana. 🤗

Spaghetti Warda kosa aloha dia mampahatsiahy ireo fotoana mamy niaraha-nisakafo tamin'ny fianakaviana e. Mivoaka tsara foana ny endrika sy ny tsirony.🍽️

💬 Ao ary mba hizarao ny fomba fahandronao rehefa mampiasa ny Spaghetti Warda iny ! 👇

Manasa antsika rehetra ho tonga maro @ ny animation Spaghetti Francini, Macaroni Francini ary Ronono Francini ao @ Modes...
05/08/2026

Manasa antsika rehetra ho tonga maro @ ny animation Spaghetti Francini, Macaroni Francini ary Ronono Francini ao @ Modeste andavamamba isaky ny alarobia volana Aogositra ity!
🎁 Misy fanomezana (goodies) miandry anareo!
Aza adino ny fotoana hihaonana sy hankafizana ireo vokatra Francini ary hahazoana fanomezana.
✨ Tongava maro miaraka amin'ny fianakaviana sy namana! Miandry anareo izahay!

Dia mbola misy offre ihany ato @ COSMO Madagascar 😍Aza tara fa amin'ny 12ora hatramin'ny roa ora ihany an.Na ny commande...
30/07/2026

Dia mbola misy offre ihany ato @ COSMO Madagascar 😍
Aza tara fa amin'ny 12ora hatramin'ny roa ora ihany an.
Na ny commandes en ligne ihany koa aza dia PRIX DE GROS (frais de livraison à votre charge 🤗)

LE 30 et 31 Juillet, de 12h à 14h :
💰 Profitez de prix de gros sur tous vos achats COSMO

Offrez à votre peau le soin qu’elle mérite avec la gamme complète COSMO ✨
Des textures irrésistibles, des parfums envoûtants, et une peau sublimée jour après jour.

Parce que prendre soin de soi peut aussi être malin 🤍

📍 Ankazomanga - Deuxième étage, immeuble MADA FIARA BE (près de Oriental)

Misy an'ity tolotra LIVRAISON GRATUITE en ville ity ato amin'ny RNK anio amin'ireo vokatra COSMO Madagascar rehetra.Izay...
22/07/2026

Misy an'ity tolotra LIVRAISON GRATUITE en ville ity ato amin'ny RNK anio amin'ireo vokatra COSMO Madagascar rehetra.

Izay manao commande en ligne no misitraka izany tolotra izany.

Koa aza misalasala àry manao commande ao amin'ny pejin'i COSMO Madagascat 🥰

🚨ALERTE LIVRAISON GRATUITE 🚨

Le 22 ainsi que le 23 Juillet, pour tout ACHAT EN LIGNE, la livraison sera GRATUITE.

Oui, vous avez bien lu, LIVRAISON GRATUITE pour tout achat de produits COSMO en ligne sur notre page, sans aucun minimum d'achat.

Partagez la bonne nouvelle autour de vous pour que tout le monde puisse en profiter 🥰

Les couches Slipers sont disponibles chez RNK Distribution Ankazomanga ainsi qu'auprès de tous nos revendeurs.
19/07/2026

Les couches Slipers sont disponibles chez RNK Distribution Ankazomanga ainsi qu'auprès de tous nos revendeurs.

Mahazo tsy mitovy hevitra amin'ny resaka baolina fa raha resaka couches kosa, dia mitovy ny safidy hoe Slipers ihany, Slipers hatrany 😍

Ny zaza mahita tory ery, ny ray aman-dreny kosa afaka mijery finale am-pilaminana tsara (fa tsy mahazo mihikiaka mafy kosa aloha an, satria ilay couches Slipers tsy afaka manampina ny sofin'ilay zaza 😂 fa miaro azy amin'ny hamandoana sy mampahazo aina azy tsara ihany no tena asany)

Azonao jifaina eny amin'ny mpivarotra rehetra mahazatra anao ny couche Slipers, na ihany koa ao amin'ny RNK Distribution Ankazomanga.

Margarine Evin , disponible chez RNK distribution 🤗Pour toute commande et livraison, contactez-nous au 034 02 233 67    ...
18/07/2026

Margarine Evin , disponible chez RNK distribution 🤗

Pour toute commande et livraison, contactez-nous au 034 02 233 67

La Finale de la coupe du monde approche à grand pas ⚽Pour mieux supporter votre équipe, choisissez le café 3 en 1 GOLDEN...
17/07/2026

La Finale de la coupe du monde approche à grand pas ⚽
Pour mieux supporter votre équipe, choisissez le café 3 en 1 GOLDEN ☕

Disponible dans notre local à Ankazomanga ainsi qu'auprès de tous nos revendeurs.

Pour toute commande et livraison, contactez-nous au 034 02 233 67

Address

Ankazomanga
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RNK Distribution posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category