18/08/2026
Te handefa entana ianao nefa matahotra sao very ny entanao?
Matahotra sao lafo be ny dédouanement ka tavela any amin’ny douane ny entanao?
Sa efa nandefa entana ianao nefa very?
Sa efa nandefa entana ihany koa ve ianao, nefa tavela any amin’ny douane satria tratran’ny surprise be tamin’ny fandoavana ny douane?
Na efa nampitondraina olona ny entanao, nefa tsy tonga tany amin’ny tokony halehany, ka very ny entana sady very ny vola?
Tena maro dia maro tokoa ireo olana renay sy itarainan’ny olona aminay. 😔
Ary izany indrindra no antony namoronanay ny Miss’Aile Agence : hanampy anao handefa ny entanao am-pilaminana sy am-pahatokisana. ✈️📦
Iza amin’ireo olana ireo no efa niainanao?
Soraty ao amin’ny commentaires hoe ✍️👇