17/05/2026
Tapitra 16 Mai 2026 /24h 00 ny lalaontsika ,koa arabaina manokana hoan ilay nandresy taminy lay lalao Pris'cah Nomenjanahary ,🎊🎁 Manasa anao hifandray aminay ahafahana maka lay casque_moto 🎁
Araho tsy tapaka ny pejy fa mbola maro ny lalao iarahantsika ,😇