21/05/2026
🇲🇬🚀 FIOFANANA FREELANCE 🇲🇬🚀
💡 Te hahay miasa amin’ny tontolo digital maoderina ve ianao? 🤖 Te hampiasa tsara ny Intelligence Artificielle (IA) sy ny Internet ho fitaovana ahazoana vola ve ianao? 💼 Te hianatra ny fomba hahazoana clients sy hiasa amin’ny maha freelance anao ve ianao?
👉 Ity fiofanana ity dia natao ho an’izay: ✅ Mitady asa ✅ Te hiasa amin’ny sehatra digital ✅ Te ho freelance ✅ Te hanatsara ny fahaiza-manaony sy hampitombo ny fahafaha-miditra vola
🎓 Amin’ity fiofanana ity dia hianatra ianao:
📧 Mampiasa tsara ny Google Workspace (Gmail, Drive, Docs, Sheets, sns.)
🤖 Mampiasa ny IA (Artificial Intelligence) ho an’ny asa sy ny freelancing (traitement de texte, automatisation, recherche, sns.)
🎨 Mamorona design professionnel amin’ny alalan’ny outils samihafa sy outils IA
🖥️ Mahafantatra sy mampiasa VPS amin’ny fomba tsotra sy mahomby
💼 Mahatakatra ny tontolon’ny Freelancing sy ny fomba fitadiavana clients
🔗 Manangana profil professionnel LinkedIn sy mampivelatra réseau professionnel
🌍 Manangana sy manatsara profil Upwork hahafahana mahazo missions freelance
🎯 Tsy théorie fotsiny! 🛠️ 80% pratique sy cas réels 📚 20% théorie ilaina 🚀 Fahaiza-manao azo ampiasaina avy hatrany
📌 INFORMATIONS CLÉS
💰 Vidiny : 500 000 Ar 📅 Faharetany : 4 Samedis 💻 Format : En ligne (Visioconférence) na Présentiel
👥 Voafetra ny isan’ny mpiofana raisina mba hahafahana manome suivi sy accompagnement manokana.
📩 Aza tara! Alefaso dieny izao ny hafatra miafina (MP) raha mila fanazavana fanampiny na te hisoratra anarana.
🔥 Ampiasao ny teknolojia ankehitriny, amboary ny hoavinao rahampitso! 🚀 Mianara anio, miasà malalaka rahampitso!