26/07/2026
🚨 FILAZANA FIKAROHANA
🚨 Ity olona ity dia karohin'ny Polisimpirenena. Koa hiangaviana izay mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon'ny Polisy akaiky indrindra na hampandre avy hatrany ny sampan-draharahan'ny Polisimpirenena miady amin'ny heloka Bevava Anosy mba hanomezana vaovao momba azy.
📌 Momba azy :
👉 Anarana : RAJAONARIVO
👉 Fanampiny : Tatamo Onisoa
👉 Daty nahaterahana : 05 Novambra 1995
👉Taona: 31
👉 Asa : Entrepreneur
📌 Adiresy farany fantatra : Lot II A 28 AZA, Amboditsiry
📌 Antony : Fisolokiana
🔴 Fampahatsiahivana :
👮 Manome toky ny Polisimpirenena fa mijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba izay rehetra manome vaovao.