Shop Riantsoa

Shop Riantsoa Natao ho an'ny rehetra🥰

Elaela anh👋Iza lay bebe pointure ato 🥰Friperie 💯 Pointure 39 inscrit fa chaussé grand ioZany hoe 40 no mety Aminy(41 kel...
26/08/2025

Elaela anh👋
Iza lay bebe pointure ato 🥰
Friperie 💯
Pointure 39 inscrit fa chaussé grand io
Zany hoe 40 no mety Aminy(41 kelikely possible koa)
Mp mp vite fa Alefa mora 🥰
Ila photo N°2 no photo réel anh 😅

25/12/2024

Fa Zaza no teraka ho antsika
Joyeux Noël 🎉

Coucou🖐️Izany indray Ary ny arrivageTonga Dia Mp avy hatranyEfa eny ny taille sy ny prix
17/12/2024

Coucou🖐️
Izany indray Ary ny arrivage
Tonga Dia Mp avy hatrany
Efa eny ny taille sy ny prix

07/12/2024

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Sariaka Zomorah Ratsimbazafy

Merci eh 🥰😘

Coucou daholo Miverina rideau sy ny karazarazany Kely indray.Misy matevina be afaka atao couvre lit na fonona coussin en...
03/12/2024

Coucou daholo
Miverina rideau sy ny karazarazany Kely indray.
Misy matevina be afaka atao couvre lit na fonona coussin eny misy afaka atao akanjo tampoka aza 😉 clikena ny sary Dia mipoitra ny détails prix sy refiny
Ny mora hatrany
Mp/0345498156/0334055652

Coucou DaholoKiraro indray aloha Ary eEo amin'ny description sary no misy ny detailsMp/ +261349101867 ( misy Whatsapp) /...
26/11/2024

Coucou Daholo
Kiraro indray aloha Ary e
Eo amin'ny description sary no misy ny details
Mp/ +261349101867 ( misy Whatsapp) / 0331504983

Tsara Kely daholoAo  ny sasany bé Dia beMp avy hatrany
15/11/2024

Tsara Kely daholo
Ao ny sasany bé Dia be
Mp avy hatrany

Akory aby oh🥰Kaiii zany izy 🥰 tobaka bé ato ny Zavatra tsara nefa mora 🥺aiza vé ka 4000ar hatramin'ny 18000ar Dia efa ma...
15/11/2024

Akory aby oh🥰
Kaiii zany izy 🥰 tobaka bé ato ny Zavatra tsara nefa mora 🥺aiza vé ka 4000ar hatramin'ny 18000ar Dia efa mahzo amin'izao hatsarany zao🤩malakilaky atsika Mp ou 0345498156/0334055652
Bà be 🥳😘💋fa black November hono Zao Malaza Dia MBA manao koa ay amizao prix tena hoe mora eh 🥰

13/11/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Michel Randrianarivo, Niaina Fenitra, Mbolatiana Murielle, Tamby Idealy Fanomezantsoa, Faloïde Nirina, Lũcïë Lücïë, Nomena Harena, Mamenosoa Nicolette

Apahany Kely 🥰🤩
12/11/2024

Apahany Kely 🥰🤩

12/11/2024

🥰coucou daholo🥰
Hamoaka robe Aho ampitso 😅
Amin'ilay tsara Kely daholo nefa mora hatrany 🥳
Tombony ho anareo hoa ny mividy ato aminay🥰🥳

Address

Antananarivo

Telephone

+261334055652

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Riantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Shop Riantsoa:

Share