30/04/2023
⚠️⚠️⚠️
Noho ny antony manokana dia tsy afaka nikarakara ny pejy sy namaly ny hafatra miafina rehetra izahay nadritrin’izay 2 volana lasa izay. Hiverina amin’ny laoniny manomboka ny herinandro izao ny lamina. Miala tsiny amin’ny rehetra
Pour des raisons personnelles, nous n’avons pu nous occuper de notre page Facebook ni répondre aux messages privées durant ces 2 derniers mois. Tout reviendra à la normale à partir de la semaine prochaine. Toutes nos excuses
⚠️⚠️⚠️