Happy Blooms

Happy Blooms “La beauté n'est pas dans les couleurs, mais dans leur harmonie.” – Marcel Proust

23/05/2024

❣️Un GIFT PLANT pour toi Maman ❣️

J1 EXPO avec Winners Event

👉Manasa antsika rehetra mitady cadeau ho an'i Neny hitsidika ny vente privée spécial fête des mères ety amin'ny Hôtel Astauria Antanimena hatramin'ny samedi 😊

🎊PRIX CASSÉS 🎊

“La beauté n'est pas dans les couleurs, mais dans leur harmonie.” – Marcel Proust

18/05/2024

Découvrez la magie des fleurs de Madagascar avec Happy Blooms 🌺 ! Venez explorer une sélection exotique de leurs produits 🌸. Fraîcheur et élégance garanties 🌿.

🪴🌿🎁
06/12/2023

🪴🌿🎁

Bon dimanche à tous ☺
05/11/2023

Bon dimanche à tous ☺

🌿 Afaka asiana zavamaniry ve ao amin'ny hefitrano fatoriana?  ✔️ Araky ny fikarohana nataon'ny NASA Clean Air Study dia ...
18/10/2023

🌿 Afaka asiana zavamaniry ve ao amin'ny hefitrano fatoriana?
✔️ Araky ny fikarohana nataon'ny NASA Clean Air Study dia manala hatramin'ny 87% an'ny toxines ao an-trano ao anatin'ny 24 ora ny zavamaniry
🌿 Atahorana ve ny CO2 avoakan'ny zavamaniry amin'ny alina ?
✔️ Tsy misy atahorana satria kely ary tena kely izany. Ny ficus ohatra dia mamoaka CO2 351 ppm mandritra ny alina tontolo raha toa ka 35.000 ppm no avoakan'ny olona iray amin'ny "expiration" iray monja!

Fantaro ny karazana "exposition" ilain'ny voninkazonao mba ahazoany aina tsara.Ensoleillée : 6h et plus de soleil direct...
17/10/2023

Fantaro ny karazana "exposition" ilain'ny voninkazonao mba ahazoany aina tsara.
Ensoleillée : 6h et plus de soleil direct
Mi-ombre : 4 à 6 h
Ombre : 4h et moins

Ireo karazana voninkazo mahazaka hain-tany sy tsy fahampian-drano🌡🥵➡️ sokafy ny sary ahitanao ny anarany
12/10/2023

Ireo karazana voninkazo mahazaka hain-tany sy tsy fahampian-drano🌡🥵

➡️ sokafy ny sary ahitanao ny anarany

Vitsy ny voninkazo mamelana tia toerana maloka. Afaka atao tsara anefa ny manome vahana ny ravina maro loko sy manana bi...
10/10/2023

Vitsy ny voninkazo mamelana tia toerana maloka. Afaka atao tsara anefa ny manome vahana ny ravina maro loko sy manana bika samihafa.

Rehefa hamboly voninkazo amin'ny tany isika dia mila jerena foana ny "hauteur sy largeur à maturité" an'ny voninkazo tia...
09/10/2023

Rehefa hamboly voninkazo amin'ny tany isika dia mila jerena foana ny "hauteur sy largeur à maturité" an'ny voninkazo tiana ho volena amin'izay tsy misy mifanakona.
Izay avo atao any ariana, ny iva aty aloha; omena toerana latsaka kely ny "largeur à maturité" any kosa izy mba hitomboany velarana.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Happy Blooms posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category