KETRIKA.com

KETRIKA.com Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KETRIKA.com, Shopping & retail, Tananarivo. Madagascar, Antananarivo.

Vaovao be indray ity ooo!Crème jour 50g+ Crème nuit 50g no 22.000ar fotsiny
21/10/2025

Vaovao be indray ity ooo!

Crème jour 50g+ Crème nuit 50g no 22.000ar fotsiny

Tolotra fête de mere!!! 35.000ar fotsiny izy rehetra Sady mbola livraison gratuit ho an'izay maka amity erin'andro ity m...
19/05/2025

Tolotra fête de mere!!!

35.000ar fotsiny izy rehetra Sady mbola livraison gratuit ho an'izay maka amity erin'andro ity mba ho fanomezana hoan'ny Neny!!!

Crème+sérum+Savon

-Manala panda,mony, point noir
-Manala mangana ambany maso
-Manala menamena amin'ny tarehy
-Manenjana tarehy miroraka
-Manazava endrika
-Mahatanora lalandava

3 jours mampiasa de efa mahita vokatra, Sans effet secondaire

Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary mandefa any amin'ny faritra rehetra.

NOËL approche ooo !!! Ato daholo mijery kilalao hoan'ny kilonga kely fa tena feno karazany ato sady amin'ny vidiny tena ...
03/12/2024

NOËL approche ooo !!! Ato daholo mijery kilalao hoan'ny kilonga kely fa tena feno karazany ato sady amin'ny vidiny tena mirary.

-Mini appareil tena afaka akana sary
-Taki walki matakatra 100m sans obctacle
-Micro avec speakers toute option
-Hélico guidé tena manidina
-Mini basketball

Tonga de mandefa izay misu fanontanina dy fanazavana misimisy tompoko fa tsy afaka alefa eto daholo fa tsy ekeny Facebook

Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra.

20.000ar fotsiny ndray izy 2!!! vokatra vaovao be an'Dr. DAVEY ndray ireto.**Dentifrice charcoal Dr. DAVEY-Manala ilay t...
01/12/2024

20.000ar fotsiny ndray izy 2!!! vokatra vaovao be an'Dr. DAVEY ndray ireto.

**Dentifrice charcoal Dr. DAVEY
-Manala ilay tâche mainty sy mavo amin'ny nify
-Manafotsy nify ao anaty fotoana fohy
-Mamono bactérie
-Manala fofombava ratsy
-Manasitrana ativava masaka
-Afaka mampiasa ny ankizy satri tena malefaka kely izy

**Savon whitening Dr.DAVEY
-Manala ilay faritra mainty rehetra amin'ny vatana ( helika, tenda, elakelape, kiho, sns)
-Tena efficace ary tsy misy éffet sécondaire
-Tsy mahazo anasana tarehy

Izy roa no 20.000ar fa araraoty, mandalo ihany ty tolotra ty

Aza misalasala miditra mp manontany raha misy fanontanina tompoko, any ihany ko no mandefa ny commande

Livraison Tana et province

Ruban LED lumineux : 5 mètre de magie lumineuse : multicolore avec cole adhésifDécoré vos chambres, boutique, vitrine, b...
20/11/2024

Ruban LED lumineux : 5 mètre de magie lumineuse : multicolore avec cole adhésif

Décoré vos chambres, boutique, vitrine, bar, karaoké, etc...

-16 couleurs en choix pour varier vos ambiances selon vos envies

-3 modes d'eclairage différents ( clignotant, statique, fondu) pour un éffet unique

-Accessories complet : télécommande, adaptateur

Prix : Pm 5m : 20 000ar
Gm 5m : 28 000ar

Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra.

BAIN DE BOUCHE : fanontsanam-bava (tsy atelina)  - Manala fofombava  - Mamono microbe  -Manafotsy nify  - Manala tarte a...
18/11/2024

BAIN DE BOUCHE : fanontsanam-bava (tsy atelina)
- Manala fofombava
- Mamono microbe
-Manafotsy nify
- Manala tarte amin'ny nify
- Manala APTHE
- Afaka ampiasain'ny mpianakavy satri de mety amin'ny ankizy ihany ko

Prix : 15 000ar misy hanitra Aloe vera sy menthe

Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra.

Tena mora be kosa nama aah!!!16000ar fotsiny ndray izy 2 anie e! Savon à base lait de chèvre +Sérum-Manadio sy manazava ...
16/11/2024

Tena mora be kosa nama aah!!!
16000ar fotsiny ndray izy 2 anie e! Savon à base lait de chèvre +Sérum

-Manadio sy manazava endrika
-Manala tâche rehetra amin'ny tarehy
-Manala kentrona
-Manenjana tarehy miroraka
-Manome aina vao ny tarehy reraka
-Sakafo feno ho an'tarehy
-Mety amin'ny karazankoditra rehetra

Aza misalasala miditra mp manontany raha misy fanontanina tompoko.

Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra.

Nb: savon 1 = 8000ar,,, sérum 1 = 12000ar raha vidina tsirairay

Foot SPRAY na ANTI-FROM : atsifotra fotsiny dia afaka ny fofona ratsy amin'ny kiraro sy tongotra.-Azo ampiasaina amin'ny...
07/11/2024

Foot SPRAY na ANTI-FROM : atsifotra fotsiny dia afaka ny fofona ratsy amin'ny kiraro sy tongotra.

-Azo ampiasaina amin'ny fotoana rehetra
-Vahaolana ho anao tsembo-tongotra na tanana
-Anti-bacterie sady misoroka amin'ny fivohany fofona ratsy na from

Prix : 12 000ar / Poids : 60 ml

Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra.

15000 ar ny 2 fa araraoty!!! Misy parfum 3 afaka isafidianana fona ny anay a : menthe, fraise, orangeSpray bucal Naomi 2...
05/11/2024

15000 ar ny 2 fa araraoty!!! Misy parfum 3 afaka isafidianana fona ny anay a : menthe, fraise, orange

Spray bucal Naomi 20ml :
- Manala fofombava (sigara, taoka, paraky, sns)
- Manamafy ny nify
- Manome hanitra ny ativava
- Mamono bactérie ihany ko
- Sans couleur, sans sucre
-Afaka mampiasa daholo ny ao antrano

Produit tena efficace eo no eo, tsy misy effet secondaire.

Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra tompoko.

10000ar ny 2 amin'ny savon lait de chèvre ary e ! Misy parfum 4 afaka anaovana choix : miel, rose, olive, pure lait de c...
30/10/2024

10000ar ny 2 amin'ny savon lait de chèvre ary e ! Misy parfum 4 afaka anaovana choix : miel, rose, olive, pure lait de chèvre

NY savon lait de chèvre dia
-Manadio ny tarehy
-Mamerina amin'ny laoniny ny tarehy may ny masoandro
-Manazava oditra
-Mampalefaka sy mampalandina oditra
-Mety amin'ny Zazakely

Poids :155g

Aza tara manao commande fa stock très limité, livraison Tana et province

25.000ar fotsiny ny crème sy sérum 24K gold. Produit de luxe ilay tena tsara-Manala ny tâche rehetra amin'ny tarehy toy ...
28/10/2024

25.000ar fotsiny ny crème sy sérum 24K gold. Produit de luxe ilay tena tsara

-Manala ny tâche rehetra amin'ny tarehy toy ny panda
-Tâche navelan'ny mony sy point noir
-Manala menamena amin'ny tarehy
-Manasitrana tarehy may ny masoandro
-Anti-ride sy anti-cerne
-Manome hydratation ny oditra
-Azo antoka tsara, tsy misy effet secondaire
-Mety hoan'ny olona efa nahazo taona

Vitsy kely ny stock misy fa araraoty, rehefa tapitra io de miandry arrivage manaraka indray.

Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra

-ELECTRIC CUP, miasa be hoan'ireo olona maika lava, afaka amanana rano, amanana café, anaovana la soupe sy ny sakafonkel...
23/10/2024

-ELECTRIC CUP, miasa be hoan'ireo olona maika lava, afaka amanana rano, amanana café, anaovana la soupe sy ny sakafonkelin'ankizy.

Mora ampesaina sady vetivety avoko ny zavatra atao aminy de vita, mande courant

-Capacité 1L
-Dimenssion 14*11cm
-Puissance 300W

Prix : 25 000ar en promotion

Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra

Address

Tananarivo. Madagascar
Antananarivo

Telephone

+261380918399

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KETRIKA.com posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share