Tsi - ARO

Tsi - ARO NY MORA INDRINDRA HATRANY

📞 034 40 452 64
📞 032 80 462 17

Miarahaba tompoko ô👋 155 000 Ar Fotsiny dia efa mahazo ity PERCEUSE VISSEUSE SANS FIL DEWALT ity ➖ Miasa Tsara sy tena M...
23/05/2026

Miarahaba tompoko ô👋 155 000 Ar Fotsiny dia efa mahazo ity PERCEUSE VISSEUSE SANS FIL DEWALT ity

➖ Miasa Tsara sy tena Matanjaka tokoa izy ity satria efa ambony ny Puissance ny batterie 36 V
➖Efa (2) Double Batterie izy tompoko , Raha lany ny iray dia afaka miasa indray ny iray Sady Afaka Micharge Aingana Be ( Chargeur Rapide)
➖Miaraka aminy Accessoires complets izay ilainao dia efa Hita ao anatiny Avokoa : TOURNEVIS MARO KARAZANY , PINCE , METATRA , CUTTER ARY NY SCOTCH D'ÉLECTRICIEN

✅Betsaka ny tombotsoa ho azonao raha mividy azy ity satria Efa vonona avokoa ny Fitaovana miaraka aminy fa tsy mila mitady intsony
✅Mahavita Asa Matianina sy haingana be: Vy , hazo, Beton sns ,,,
✅Mora entina Na aiza Na aiza , Na any am- piasana Na ao an- trano!
✅Kalitao DEWALT ,efa fantatra ny fahatezana sy ny heriny

🚴Manao livraison izahay tompoko, TANA sy MANDEFA MANERANA NY FARITRA Na aiza na aiza💪
📞Contact : 038 81 157 29
Vonjeo Malaky fa efa PRIX PROMOTION BE IO TOMPOKO🙏
visseuse

Mividy Indray Mandeha , Mahazo  Fitaovana 4 Matanjaka 💪🔧 MAKITA 4 En 1  ,  PRIX 530 000 Ar💥 Perceuse Visseuse 💥 Clé à ch...
14/05/2026

Mividy Indray Mandeha , Mahazo Fitaovana 4 Matanjaka 💪🔧
MAKITA 4 En 1 , PRIX 530 000 Ar

💥 Perceuse Visseuse
💥 Clé à choc
💥 perforateur à béton
💥 Meuleuse Sans Fil

✅ 4 Batterie Afaka mifamadibadika
✅ Chargeur Rapide
✅Efa miaraka aminy Accessoires isan-karazany

🔥Ny tombotsoa ho azonao Mividy azy miaraka ireto dia Tsy lany fotoana Sy Vola Be intsony hividy Azy tsirairay . Amin 'ity KIT 4 En 1 ity dia Mahazo Fitaovana Maro aminy vidiny Mora dia mora

📞 038 81 157 29 Ny contact azahoana Anay
🚴 Aza Misalasala Miantso fa de ho livrena Maimampoana any aminy izay misy anao raha eto TANA , Mandefa Manerana ny Madagasikara ihany koa ho anareo Any aminy FARITRA

⚡KELY FA DADANY OZY LE FITENENANA IZAY⚡Poste Soudure MMA- 325A  PRIX : 190 000 Ar fotsiny🔥 Poste à Souder MMA 325 A Inve...
14/05/2026

⚡KELY FA DADANY OZY LE FITENENANA IZAY⚡
Poste Soudure MMA- 325A PRIX : 190 000 Ar fotsiny

🔥 Poste à Souder MMA 325 A Inverter
⚡ Mahazaka baguette 1.6 mm ka hatramin’ny 5.0 mm
✅Mahatanjaka tokoa izy ity Sady tena Mitsitsy courant Ary Mora no mitondra azy noho ny habe kely
✅Mety aminy karazana Asa Rehetra : PORTAIL , GARAGE , GRILLAGE , CHÂSSIS, SNS ....
✅ACIER , FONTE , SAFINOX,,,,,
✅ ACCESSOIRES COMPLET : 01 BROSSE MÉTALLIQUE, 01 MASQUE , 02 PINCE ,

LIVRAISON : TANA SY PROVINCE REHETRA
CONTACT : 038 81 157 29
# Liduo tools

⚡ Perceuse matanjaka – natao ho an’ny asa tena izy!🔥 PERCEUSE BOSCH PRIX : 110 000 Ar🔧 Caractéristiques :• Puissance : 1...
19/04/2026

⚡ Perceuse matanjaka – natao ho an’ny asa tena izy!
🔥 PERCEUSE BOSCH
PRIX : 110 000 Ar

🔧 Caractéristiques :
• Puissance : 1200 W
• Vitesse : 2800 tr/min
• Ouverture mandrin : 13 mm

✅Mahazaka Asa Mafy
✅Mahalavaka beton , Hazo , Vy
✅ Vitesse Réglage, Direction Gauche, droite
✅ Accessoires : Clé mandrin , Poignet , jauge de précision

📞 Contact : 034 81 157 29
🚴 LIVRAISON TANA SY MANDEFA MANERANA NY FARITRA

🌿 Mila courant hatrany amin’izay ilainao?Aza voafetra intsony amin’ny toerana — ity rallonge 50M Romel Tenyue ity no mit...
19/04/2026

🌿 Mila courant hatrany amin’izay ilainao?
Aza voafetra intsony amin’ny toerana — ity rallonge 50M Romel Tenyue ity no mitondra herinaratra hatrany amin’ny asanao ⚡
💪 Matanjaka, lava ary azo itokisana

PRIX : 200 000 Ar

👉 Mombamomba azy :
• Halavany : 50 mètres (lava be, mahatratra lavitra)
• Section : 2 × 2.5 mm² (fil matevina, mahazaka courant tsara)
• Intensité : 16A
• Prises : 4 sorties (afaka mampiasa fitaovana maro)
• Type : Enrouleur (mora ahodina sy tehirizina)
👉 Kalitao & fabrication :
✔️ Fil cuivre tsara conductivité (courant stable)
✔️ Misy protection isolant (miaro amin’ny hafanana sy fahasimban’ny fil)
✔️ Structure solide (vy + plastique mateza)
✔️ Poignée mora entina sy ampiasaina
👉 Fampiasana azy :
✔️ Chantier / fanorenana
✔️ Atelier / garage
✔️ Asa an-trano sy jardin
✔️ Afaka ampiasaina amin’ny fitaovana électrique isan-karazany
👉 Tombony :
✔️ Lava be (50M) — tsy voafetra toerana
✔️ Mahazaka courant tsara (mety amin’ny asa antonony sy matihanina)
✔️ Mora ampiasaina sy tehirizina
✔️ Mety amin’ny olona mila fitaovana matanjaka sy azo itokisana

📞 Contact : 038 81 157 29
🚴 LIVRAISON TANA sy MANDEFA MANERANA NY FARITRA

✨ ATAOVY  MATIHANINA NY FITAOVANA AMPIASAINAO SY NY MOZIKANAO ARY NY FEONAO☺️🔥  PIED MICRO PROFESSIONNEL 🎤   PRIX : 60 0...
18/08/2025

✨ ATAOVY MATIHANINA NY FITAOVANA AMPIASAINAO SY NY MOZIKANAO ARY NY FEONAO☺️

🔥 PIED MICRO PROFESSIONNEL 🎤
PRIX : 60 000 Ar
✅ Réglable , stable , Mora Entina
✅Tena mety ho an'ny karaoké , Concert na Studio

🔥PIED BAFLE 🔊
PRIX : 75 000 Ar
✅ Réglable ihany koa, tsara kalitao , Mafy
✅ Vy daholo ny vatany
✅ Mahazaka hatramin'ny 50 Kg
✅Ho an'ny DJ , Mariage, événementiel na Fiangonana

🔥PIED CLAVIER en X 🎹
PRIX : 75 000 Ar
✅ Réglable, Azo ahitsy amin'ny haavony rehetra
✅Mety amin'ny piano électrique sy clavier rehetra

NB :Vaovao Sous Carton Daholo Ny Entana Ato Aminay
📞Contact : 038 57 152 40
🚴Livraison : ANTANANARIVO & PROVINCE

🔥  RALLONGE VITA TURQUIE🔥✅Mafy sy Souple ary mahazaka fitaovana mavesatra isankarazany💯 - 50 m : 90 000 Ar- 30 m : 60 00...
31/07/2025

🔥 RALLONGE VITA TURQUIE🔥
✅Mafy sy Souple ary mahazaka fitaovana mavesatra isankarazany💯


- 50 m : 90 000 Ar
- 30 m : 60 000 Ar
- 20 m : 50 000 Ar
- 10 m : 35 000 Ar

Contact : 038 57 152 40
LIVRAISON TANA , MANDEFA MANKANY AMN'I FARITRA

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261348199123

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsi - ARO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsi - ARO:

Share