12/09/2024
❌⭕️Arrivage Step UP & Down Zk-SJVA-4X ‼️
Sady afaka mampiakatra izy no afaka mampidina ihany koa
Stable sady Constant be sortie any
Indrindra ho an'ireo zay mpanambotra ❌⭕️❌⭕️Batterie Lithium 18650 ireny 4,2V la LIPO 3,2
Mila Courant Constant sy Tension Constante ny Batterie lithium tena ho anareo ity Aza tara
Chargé nao @ Panneau solaire tena mety ity Mahasolo régulateur MPPT io satria na miakamidina ary Tension ny Panneau de vitany stable tsara,
Ohatra réglé nao 12,6V sortie any de raha mahakatra ambony 12,6V ny entrée de mijanona 12,6 ihany sortie, raha midina ambany 12,6V dia mijanona 12,6V foana sortie, tena avantage be zany
Misy afficheur Tension sy Courant, tsy mila mividy afficheur tsony ahitana Tension Batterie
❌⭕️Ary farany fa tsy kely indrindra de Afaka atao en Parallèle tsara izy io raha mila puissance ambony sy courant mihotran'ny 4A ianao
ALEFASO AINGANA ARY COMMANDE NAO VA VITSIVITSY IHANY ALOHA TONGA AN