Chez Tiako

Chez Tiako 👋Bienvenue
❌Vente des divers articles 👠👕👗🛍️❌

N'hésitez pas à nous suivre ❣️😇

Zany an😎😍
08/11/2024

Zany an😎😍

06/11/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nadyiah Ravel, Narindra Mahefa Rakotonindrina, Mirado Rasolofomananiarivo, Haja Romain Andrianarivelo, Ny Aina Fanilo, Vat's Rml, Therinah Richie Junior, Faneva Nantenaina, Lhyantsu Mikolo, Christel Ignace

heyiii😇Porte papier toilette indray oh😇😱Sady afaka asiana téléphone eo amboniny dia tsy sahirana intsony nareo zatra mit...
01/11/2024

heyiii😇

Porte papier toilette indray oh😇😱
Sady afaka asiana téléphone eo amboniny dia tsy sahirana intsony nareo zatra mitondra téléphone any am toilette an😂😂🤞

Mp ary o❌

coucou😇👋Miroir de maquillage pliable  rotatif en forme d'oreilles de chats 😱😻Avec porte bijoux Prix 15.000ar❌Rose sisa n...
30/10/2024

coucou😇👋

Miroir de maquillage pliable rotatif en forme d'oreilles de chats 😱😻
Avec porte bijoux

Prix 15.000ar
❌Rose sisa no couleur dispo
Mp ary oh😇

Salama daholo oh😊🖐️Ity misy recette fanaovana m**o anana amin'ilay mikarepoka tsara zaraina anareo😍� Fangaro ilaina :- a...
24/10/2024

Salama daholo oh😊🖐️
Ity misy recette fanaovana m**o anana amin'ilay mikarepoka tsara zaraina anareo😍
� Fangaro ilaina :

- anandrano 300g
- voatabia 3 isa
- sira, tongolo gasy voakiky
- farine de blé 8 sotro fihinanana
- kobambary 4 sotro fihinanana
- menaka fanendasana
- levure chimique 1/2 cac

� Fikarakarana azy

1- Tangosana ny anana , dia sasana tsara.
2- Afangaro ny lafarinina, ny kobambary, ny sira, ny tongolo gasy râpé ary ny levure
3- Arotsaka ny rano mangatsika (atao somary mitsiranoka ny pate)
4- Arotsaka manaraka izay ny anana sy ny voatabia voatetika dia afangaro tsara daholo
5- Hafanaina ny menaka (tsy atao be menaka ny lapoaly an) dia arotsaka ny pate, avadika rehefa doré tsara. Izay vita dia apetraka eo ambony essuie tout.
Vita ny m**o anana. Afaka ampiarahina amin’ny sakay.

Mazotoa homana ary oh😊😋

11/01/2024

Salama daholo oh😇

Faly miarahaba anao izahay eto amin'ny pejy nahatratra ity taona vaovao ity indray😘

Mirary ho taona feno fahasoavana sy fitahiana ho antsika rehetra indray

Heyii🥰😍Pince 50pieces miaraka am fitoerany kely an😱🥰Prix 12.000ar❌🦋
12/04/2023

Heyii🥰😍

Pince 50pieces miaraka am fitoerany kely an😱🥰
Prix 12.000ar❌🦋

14/03/2023

Ny embouteillages eto tanà, misy miantso elah hoe modia haingana fa mihetsi-zaza ny vadinareo, elah tonga ilay zaza efa T2 … dia misy sahy miteny hoe nandositra adidy 😪
😂😂😂😂😂

08/03/2023

Arabaina daholo ny vehivavy rehetra amin'izao andronareo izao😊😇

Tsarovy fa vehivavy mahery enao👌🏻
Mafy enao💪🏻
Zay foana atao an_tsaina 😍🥰

01/03/2023

😍Mars😊
Volana vaovao😃
ho tanteraka daholo ireo fikasana rehetra😎
Ho volana feno fahombiazana sy fahasalamana🤗😇

Mirary soa 🙌🙏

Address

Anjanahary
Antananarivo

Telephone

+261340815015

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Tiako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share