MiniZoo

MiniZoo 🐾 MiniZoo Farm Madagascar 🇲🇬
Un petit coin nature dédié aux animaux 🐇🐔
🌿 Passion, soin & tradition fermière
📲0348188127

Androany ka hatramin'ny lahady ny fotoanan tsika🥰
28/05/2026

Androany ka hatramin'ny lahady ny fotoanan tsika🥰

6 nomen i kialaBi havane 3Bi noire 1Unis havane 1Unis bleu 1
15/04/2026

6 nomen i kiala
Bi havane 3
Bi noire 1
Unis havane 1
Unis bleu 1

11/04/2026

Efa miasa ty bogoss be anay ty hoanareo mitady lahy🥰
Isaky ny alahady ety tanjombato🎈
Contact:0348188127

25/03/2026

Miandry kely dia hisy vokatra indray hoanareo ilay nanontany maro be ireny🥰

13/03/2026

Tsy mahazo mintsy ve enao refa manjono na oe ilay kely foana no miakatra📢
Ity ny solution🥰

13/02/2026

Zao izany le oe manjono ao anaty koveta ozizy zalah😅

Vendue ihany koa ty boy keliko ty🥰Misaotra hatrany mahatoky MiniZoo Nataon le sipa avy any   sipa hono lery😭Mahavanona t...
19/01/2026

Vendue ihany koa ty boy keliko ty🥰
Misaotra hatrany mahatoky MiniZoo
Nataon le sipa avy any sipa hono lery😭
Mahavanona tompoko🥰

Vendue le sipa kely🥰Endry tsara any tanana an'olona any😁
13/01/2026

Vendue le sipa kely🥰
Endry tsara any tanana an'olona any😁

Efa hilalao amin'izay ty boy kelinay ty afaka 4 mois fa miomana ianareo ilay mitakosikosina ireny😆
12/01/2026

Efa hilalao amin'izay ty boy kelinay ty afaka 4 mois fa miomana ianareo ilay mitakosikosina ireny😆

Elaela tsy hita fa nanomana vokatra tsara kely hoanareo🥰Roa sisa dispo anhGpf bi noire porteur havane:Parent:bi havane ×...
12/01/2026

Elaela tsy hita fa nanomana vokatra tsara kely hoanareo🥰
Roa sisa dispo anh
Gpf bi noire porteur havane:
Parent:bi havane × uni bleu
Mâle et femelle
Mahafeno fepetra sy efa vita traitement avokoa🩹
0348188127

Address

Iva 153 Ter Tanjombato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MiniZoo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share