17/06/2026
Coucou☺️
Aza misaraka @ Ilo coco oa @ Zao andro ririnina mangatsika be izao🥶
- Ahosotra @ kibo, faladia, lamosina alohan'ny hatory hoan'ny olona mora hidiran'ny rivotra sy ny zazakely
- Atao baume à lèvres MBA tsy ho vakivaky ny molotra
- Atao @ feri-jazalahy avy natao didipoitra mba ho mora miendaka.
Maro be fa santionany ihany ireo ☺️
Alefaso Ary ny commande nao.
Tsidio ny page fa efa épingler ao ambony ny prix☺️