13/09/2023
🚫Taova iray anisan'ny Saropady indrindra anaty vatan'olombelona ny Aty ,noho izy manadio rà ,mandevona ny menaka mety hanetsina ny lalandrà ary manohatra ny poizina rehetra miditra ny vatana
Raha marary ny aty de miteraka fikorontan'ny taova maro ao anaty
Mitsabo ny aretin'aty rehetra toy ny :
✅Aty Matavy
✅Aty Misy Poizina
✅Aty efa simba
✅ Aretin'aty efa mivoaka ety ivelany
✅Tsy fazakana karazana sakafo maro ,sns
👉Vita avy @ akora natoraly : Artichaud + Radis noir + Curcuma
👉Azo antoka sady efficace
Tel: 038 45 927 65