Golden GIRLS

Golden GIRLS Ventes articles...

Tout à 15000ar😍Lunettes anti-lumière bleu🤞Livraison partout à Madagascar 😀Aza tara fa kely izy ireoo😘
03/03/2024

Tout à 15000ar😍
Lunettes anti-lumière bleu🤞
Livraison partout à Madagascar 😀
Aza tara fa kely izy ireoo😘

28/03/2023


📍Fantatro ary fa tsy ny *Achard* na Lasary ihany no azo ampiasaina ny CONCOMBRE 🥒
hoan'ny tarehy sy ny hoditra ary ny vatana koa dia manandanja be izy (ny asany).😊

AFAKA ATAO MASQUE
-Manatsara ny hoditra ho malama tsara sy malefaka (manakarena Minéraux, Magnésium, Potassium,)
-Mandamina ny masok'hoditra
-Manazava endrika

MANALA CERNES
- (congelé) ampangatsiahina ny concombre izay voatetika boribory (rondelle) izay vao apetraka eo amin'ny ilay cernes (aminy maso)

HO AN'NY HODITRA
Manavao na mamerina ny hoditra may ny Masoandro

FAHASALAMAN'NY VATANA (ANATY)
-Ny 98% ny cocombre dia rano avokoa,

MANALA FOFOM-BAVA
-maka concombre (tranche rondelle) apetraka ambony lela (langue)
Afaka hoanina ihany koa anefa
(manala ireo *bactéries* izay mahatonga ny fofona ratsy amin'ny vava.

HO AN'NY VOLO
-Manalefaka sy manangirana ny volo ny concombre nohon'ny *Silica* hananany

Manampy amin'ny fandevonan-kanina

MAMPATANJAKA nohon'ny vitamines A, B, C hoentiGolden GIRLSRLS

10/03/2023

Quand une personne te dit que c'est impossible, rappelle-toi qu'elle parle de ses limites pas les tiennes 💖

10/03/2023
Tena hoe niezahako no-Matifié-na daholo de mba saika namoka effet naturel kely ilay izy 🤗❤️Fa tsy zany hoa eee🤗 💃Mbola m...
02/12/2022

Tena hoe niezahako no-Matifié-na daholo de mba saika namoka effet naturel kely ilay izy 🤗❤️
Fa tsy zany hoa eee🤗 💃
Mbola misy place malaladalaka ihany ilay mois Décembre rah mbola misy te anao FAHAMANJANA nareo 👸 💄 💇 ho asinay prix promotion be ko an atsy ho atsy de amin'ny Taona vaovao indray vao tapitra ilay izy fa zao aloha mbola prix normale fa nefa tena Mirary sady mahafa-po🤞
Prestation à domicile :
Coiffure/make-up :(Izay évènements rehetra)
Aza misalasala Manantona Mp
Contact :0340976296

Address

Antananarivo

Telephone

+261340976296

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Golden GIRLS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share