08/08/2023
Tia hianatra Tao-trano, Maconnerie, electricité , plomberie,... ianao? ito misy fanampiana hoanao, mandefasa hafatra miafina dia aza adino manisy "jaime" sy mi'abonner amin'ny pejy :)
Hoanao liana tia hianatra ny tao-trano sy Maconnerie / Electricité / plomberie/ Toitures,...
NATOKANA HOANAO ITY!
🏠 LA MAISON DE A à Z
Tena boky mora azo, misy guide sy sary fampianarana sy fanoroana mba hanamoràna ny famakiana azy.
Conseils pratiques + guide
Dériver notsoahana tamin'ny ouvragen'i Gérard CAlvat ✍️
Mampianatra ny rehetra momba ny tao-trano sy fampiasaina milina. Ahitàna table de matières 19 isa izay andalinana tsirairay ireo momba ny tao-trano manomboka amin'ny fototra / hatrany amin' tafo.
- Les matériaux de constructions ( Sable/ gravier/ briques,... )
- Fondations
- Dosage matériaux sy fampiasana azy
- Carelages ( fomba fametrarana Careaux)
- Conduites d'eaux ( Plomberie)
- Electricité et approvisionnement d'énergie ao antrano.
- Irrigations sy canal.
- Plafond et toiterie ( hoan'ny tafo trano)
- Ventilation et conduite d'aire.
- Charpenterie.
- Planches et térrassement
Izany rehetra izany anaty BOKY IRAY (1 ) ☂️
raha manaraka izay étapes réhetra momba an'ity boky ity ianao dia efa afaka manangana structure na trano, ary rehefa mahafehy azy ianao dia efa trakefa afaka ampiasainao azo ampidiranao vola izany 🏠
Maro mpitady izy ity ary efa betsaka no afapo,
Hapetrakay hoanao, mpanao trano, te hampitombo traikefa sy talenta.
Ho anao te hianatra nefa kely fahefam-bidy hiditra agence de formation.
Natao amin'ny vidiny tena mirary ho fanohanana anao 7000ar monja
Mbola misy karazana boky ihany koa fampianarana sakafo/ patisserie/ zaitra ,...
Roman adultes/ adoléscent/ policeier,..
Business/ Developpement web / Mindset et motivation,..
raha misy Ouvrage/ Boky tediavinao dia afaka mandefa hafatra koa ianao dia hojerenay hoanao izany.
Livre en format PDF.
AZA ADINO NY MI'ABONNER AMIN'NY PEJY sy manisy "J'AIME" 🥳
Mbola hoavy ihany koa ny smartphone amin'ny vidiny mirary hoan'ny rehetra!