Mi Jejou Mada

Mi Jejou Mada 😍 Produit BIO 😍 Akanjo lamody rehetra 😍 mandray commande 😍

25/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fyh Kwelly Fitiavana, Norine Natenaina

🧶✨ MITADY SOUSTRETANCE MAVITA ASA TSARA ✨🧶Mitady olona mahay crochet, matotra ary sérieux izahay hiara-hiasa aminay maha...
17/06/2026

🧶✨ MITADY SOUSTRETANCE MAVITA ASA TSARA ✨🧶

Mitady olona mahay crochet, matotra ary sérieux izahay hiara-hiasa aminay maharitra.

✅ Point mila voafehy :
• Maille serré
• Demi-bride
• Bride

⚠️ Tsy mitady olona mbola manandrana fotsiny izahay, fa olona efa manana traikefa sy mahavita asa manara-penitra.

📌 Condition alohan'ny hanombohana asa :
Ny olona liana dia mila manangana sac modèle iray (échantillon) ato aminay mba hijerena ny kalitaon'ny asa, ny finition ary ny fanarahana modèle.

💰 Raha vantany vao mety sy mifanaraka amin'ny kalitao takianay ilay échantillon, dia aloa avy hatrany ny vola mifandraika amin'izany.

🧶 Fiaraha-miasa maharitra sy fandoavana vola ara-potoana ho an'ireo mahavita asa tsara sy manaja kalitao.

📩 Raha liana dia alefaso :
• Ny sarin'ny asa crochet efa nataonao
• Firy taona nanaovanao crochet

📂 Dossier ilaina :
• Résidence 1
• Photocopie CIN 1
• Sary tapaka 1

📍 Toerana : Tsarahonenana
📞 Contact : 0345276874

❗Tsy mamaly commentaire izahay. Alefaso mivantana ny sarin'ny asa efa nataonao sy ny mombamomba anao.

17/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mïãngølå Nïfītīå Sårøbīdÿ, Beniaina Ranja, Annah Randria, Net Informatique, Raphia Madagascar Art, Fitiavana Ny Aiko Miah, Alokin'ny Nofy, Naet Tf, Larissa Kwelii, Faliana Rakotoarimanana, Espē Rencïa

🧶✨ MITADY MPIASA MAIKA – Crochet Raphia ✨🧶⚠️ MAIKA BE: Mitady mpanao crochet raphia mahay sy sérieux izahay hiara-hiasa ...
05/05/2026

🧶✨ MITADY MPIASA MAIKA – Crochet Raphia ✨🧶

⚠️ MAIKA BE: Mitady mpanao crochet raphia mahay sy sérieux izahay hiara-hiasa aminay!
👉 Voafetra ny toerana, ka raiso haingana ny fahafahana!

💡 Fepetra ilaina:
✔️ Mahafehy maille serrée
✔️ Mahay bride
✔️ Mahavita tsara demi-bride

📸 Alefaso:
➡️ Sary mazava amin’ireo asa efa vitanao

💰 Karama:
👉 Par pièce (isaky ny asa vita)

🍽️ Tombony:
👉 Sakafo miantoka

📍 Toerana:
👉 Tsarahonenana

📅 Fandraisana dossier:
👉 Mercredi hatramin’ny vendredi (farany)

🚀 Fanombohana:
👉 Tonga dia miasa avy hatrany raha mety

📞 Contact: 034 52 768 74

📩 Liana? Alefaso dieny izao ny dossier-nao!
👉 Aza miandry ela fa voafetra ny toerana!

🧶✨ OPPORTUNITÉ ASA – Crochet Raphia ✨🧶Mitady mpanao crochet raphia mahay sy sérieux izahay hiara-hiasa aminay 💼💡 Fepetra...
04/05/2026

🧶✨ OPPORTUNITÉ ASA – Crochet Raphia ✨🧶

Mitady mpanao crochet raphia mahay sy sérieux izahay hiara-hiasa aminay 💼

💡 Fepetra ilaina:
✔️ Mahafehy maille serrée
✔️ Mahay bride
✔️ Mahavita tsara demi-bride
👉 Tonga dia afaka manomboka ianao raha mahafeno ireo!

📸 Alefaso:
➡️ Sary mazava amin’ireo asa efa vitanao (réalisations)

💰 Karama:
👉 Par pièce (isaky ny asa vita 💸)

🍽️ Tombony:
👉 Izahay miantoka ny sakafo

📍 Toerana iasana:
👉 Tsarahonenana

⚡ Plus:

Asa mitohy

Fiara-miasa maharitra

Mety ho lasa asa fivelomana

📞 Contact: 034 52 768 74

📩 Liana? Alefaso dieny izao ny sarinao sy hafatra!

05/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tanteliniaina Saholiarisoa, Tsiräva Hasina, Navaløna Nantenaïna, Kiala Ranja

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345276874

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Jejou Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi Jejou Mada:

Shortcuts

Share