Universal Store Mada

Universal Store Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Universal Store Mada, Household Supplies, Ankorondrano, Antananarivo.

Bonjour daholo,Arrivage vaovao bekitapo mafatifaty kely couleur gris/bleu nuitMafy tsaraPrix Promo: 60.000arCommande sur...
26/09/2025

Bonjour daholo,
Arrivage vaovao be
kitapo mafatifaty kely
couleur gris/bleu nuit
Mafy tsara
Prix Promo: 60.000ar
Commande sur Mp ou
0382444497
0330721231
Manao livraison sy mandefa faritra.

Bonjour Daholo,🔔PROMOTION FIDIRAN'NY MPIANATRA🕖KITAPO importé première qualité amin'ilay mafy tsara.-Misy poche maromaro...
24/08/2025

Bonjour Daholo,
🔔PROMOTION FIDIRAN'NY MPIANATRA🕖
KITAPO importé première qualité amin'ilay mafy tsara.
-Misy poche maromaro.
-Mety ho an'ny zaza sy ankizy na tanora koa aza.
Disponible avokoa izy ireo, afaka misafidy tsara.
Prix PROMO: ⛔25.000ar⛔
Mp na 0382444497 na 0330721231
Manao livraison.

KIRARO KELY ho an'ny zazah, mety tsara amin'izao ririnina izao.-Pointure 24/25-Couleur dispo sisa: orange, rose-Misy mot...
31/07/2025

KIRARO KELY ho an'ny zazah, mety tsara amin'izao ririnina izao.
-Pointure 24/25
-Couleur dispo sisa: orange, rose
-Misy motif mafatifaty kely
Prix: 25.000ar
Commande : Mp ou 0382444497 ou 0330721231
Manao livraison sy mandefa faritra

Article Mahafatifaty kely:-Trousse dessin animé, misy ho an'ny lahikely sy ny vavikely-Rouge à lèvres, misy couleur isan...
31/07/2025

Article Mahafatifaty kely:
-Trousse dessin animé, misy ho an'ny lahikely sy ny vavikely
-Rouge à lèvres, misy couleur isan-karazany, sady mandimandina ny molotra.
-Crayon Maped "HB #12", 12 pièce/ pack
-Gomme dessin animé, 45 pièces / pack
Mandefa en gros sy détail, misy prix ho an'izay mbola ivarotra, entana première qualité!!
Prix et Commande : mp ou 0382444497 ou 0330721231
Manao livraison sy mandefa faritra.

LAMPE MURALE 2 LED Prix: 45.000ar📲Commande: 038 24 444 97 ou MP⌨🏍️Livraison Partout à Mada🚐Description:👉Alimentation: 11...
14/03/2024

LAMPE MURALE 2 LED
Prix: 45.000ar
📲Commande: 038 24 444 97 ou MP⌨
🏍️Livraison Partout à Mada🚐
Description:
👉Alimentation: 110V-220V (courant électrique)
👉Couleur noir
👉Dimensions : 6,8cm x 8cm x 14cm.
👉Puissance : 6W
👉Résistant à l'eau, chaleur.
👉Lumière blanc chaud 3000K
👉Matériau ‎Aluminium

📢📢 TSY MAINTSY MANAO TEST FOANA IHANY KOA NY LIVREUR REHEFA TONGA ANY AMINAREO IZAY IANAREO VAO MANDOHA VOLA. HO FANATSA...
29/02/2024

📢📢 TSY MAINTSY MANAO TEST FOANA IHANY KOA NY LIVREUR REHEFA TONGA ANY AMINAREO IZAY IANAREO VAO MANDOHA VOLA. HO FANATSARANA DIA MANOMBOKA IZAO MISY TARATASY HATAONAREO SONIA MANAMARINA FA VOARAY SY MANDEHA TSARA NY ENTANA VOARAINAREO 📢📢 Misaotra betsaka anareo amin'ny fiaraha-miasa ho fanatsarana ny fomba fiasa.

Address

Ankorondrano
Antananarivo
101

Telephone

+261382444497

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Universal Store Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Universal Store Mada:

Share