Hi - Varotra

Hi - Varotra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hi - Varotra, Boutique Store, Antananarivo.

Jerijereo izay mahasoa oh🥰Prix mirary hatrany☺️ Toerana: Itaosy cité ampitan’ny tsena ( violet ny ao anatin’ilay trano) ...
07/02/2023

Jerijereo izay mahasoa oh🥰
Prix mirary hatrany☺️
Toerana: Itaosy cité ampitan’ny tsena ( violet ny ao anatin’ilay trano)

Manao livraison sy mandefa amin’ny faritra hatrany 📦
Mp ary na miantso ny 0343155612

Ho an'ny zazah maman anh🤩 en promo ihany koa✨ Lot bébé d'or 15 000ar izy telo ✨Savon 90g + Lait 225ml + Eau de Cologne 2...
03/02/2023

Ho an'ny zazah maman anh🤩 en promo ihany koa
✨ Lot bébé d'or 15 000ar izy telo ✨
Savon 90g + Lait 225ml + Eau de Cologne 225ml

PROTÈGE ✅ ADOUCIT ✅ HYDRATE ✅ PARFUME✅
Ho an'ny zaza 0 à 3ans (ao amin'ny commentaire ny an'ny plus de 3ans)
Tsara be ny fofony🥺 mampite hanao bisous foana ny zazah❤️

❌STOCK LIMITÉS ❌

Toerana : Itaosy Cité ampitan'ny tsena
Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra hatrany📦
Mp Ary na miantso ny 0343155612

Ho an'ny zazah ndray izao maman a🤩Colis PIKABOO 🥰 16 000ar izy 6 miarakaTalc 150g + Lait de toilette 250ml + Gel moussan...
24/01/2023

Ho an'ny zazah ndray izao maman a🤩
Colis PIKABOO 🥰 16 000ar izy 6 miaraka
Talc 150g + Lait de toilette 250ml + Gel moussant 70ml + Savon 125g + Pommade 125ml + Eau de Cologne 200ml

Mampamandina ✅ Miaro ✅ mampananimanitra ny oditry ny Zaza✅
Tsy manaikitra maso✅
Authentique ✅
Ho an'ny nouveau né hatramin'ny 24mois ✅

Toerana : Itaosy Cité ampitan'ny tsena
Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra hatrany📦
Mp Ary na miantso ny 0343155612

Lot bravia disponible Prix : 15 000ar izy roa Savon 110g + Crème 125ml ‼️Vitsivitsy fa aza ela anh‼️✨Manazava ny oditrao...
17/01/2023

Lot bravia disponible
Prix : 15 000ar izy roa
Savon 110g + Crème 125ml

‼️Vitsivitsy fa aza ela anh‼️

✨Manazava ny oditrao
✨Manala mony sy ireo tâche navelan'ny mony
✨Manala panda sy maintimainty amin'ny tarehy ireny
✨Anti-ride sy anti-vergeture
✨Manala ireny tâche pigmentation ireny (menamena )
✨Manana cicatrice (holatra) , brûlure (may)

Efa maro no afa-po 😊 ASSURÉ ✅
❌TSY MISY EFFET SECONDAIRE ❌

Toerana: Itaosy Cité ampitan'ny tsena tsy mitafo
Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra hatrany 📦
Mp Ary na miantso avy hatrany ny 0343155612

Gamme gingembre (sakamalao) disponible Prix : 25 000ar izy efatra ✨Mampalefaka volo be no sady mampangirana azy ✨Mampija...
28/12/2022

Gamme gingembre (sakamalao) disponible
Prix : 25 000ar izy efatra

✨Mampalefaka volo be no sady mampangirana azy
✨Mampijanona ny volo mihitsana be no sady mitsabo ny volo simba
✨Manamafy fotom-bolo ary mampaniry volo be ihany koa
✨Manala ny ringidringitra sy tapatapaka rehetra
✨Efficace tsara ary efa maro ny afa-po taminy

Toerana : Itaosy cité ampitan’ny tsena
Manao livraison hatrany ihany koa nefa ary mandefa amin’ny faritra 📦
Mp na miantso ny 0343155612

Gamme SIVODERM 18 000ar izy telo Savon + creme + lait (soins et traitement du visage )✨Manadio ifotony ny tarehy sy ny o...
21/12/2022

Gamme SIVODERM 18 000ar izy telo
Savon + creme + lait (soins et traitement du visage )

✨Manadio ifotony ny tarehy sy ny oditrao
✨Manafotsy ary manala ireo tache manelingelina rehetra (na vatana na tarehy)
✨Manala panda ary rougeur(menamena) amin’ny tarehy
✨Manala point noire ary manala mony
✨Pour tout type de peau même les plus sensibles

ASSURÉ✅SANS EFFET SECONDAIRE ✅

Toerana: Itaosy Cité ampitan’ny tsena
Livraison sy fandefasana any amin’ny faritra mitohy hatrany
Mp na miantso ny 0343155612📲

Mamerovero ery ianao vao mandalo 🤩Parfum monogotas : Vanille (fofona biscuit)                                     Fraise...
16/12/2022

Mamerovero ery ianao vao mandalo 🤩
Parfum monogotas : Vanille (fofona biscuit)
Fraise (fofona bonbon)
Coco ( fofona biscuit )
Raisin (fofona bonbon)
PRIX: 9 000ar ny iray
Tenue 24h ✅
Mbola scellé sy cacheté ✅

Toerana: Itaosy cité ampitan’ny tsena
Manao livraison Tanà sy mandefa amin’ny faritra ihany koa📦
Alefaso ary ny commande-nao ao amin’ny mp na miantso mivantana ny 0343155612 ☎️

Gamme enzo disponible 🤩 Mbola tsy nandiso fanantenana ny maro  ▶️ 15 000ar izy telo Shampoing 300mlMasque 300gSérum 100m...
14/12/2022

Gamme enzo disponible 🤩
Mbola tsy nandiso fanantenana ny maro
▶️ 15 000ar izy telo
Shampoing 300ml
Masque 300g
Sérum 100ml

Mitsabo ny marary rehetra amin'ny volonao✅
Mampalefaka sy mampangirana azy✅
Mampaniry volo aingana no mampijanona ny mihitsana✅
Tsy mifidy karazam-bolo (na secs na normaux na gras)

Toerana : Itaosy Cité eo ampitan’ny tsena
Contact : 034 31 556 12

Prix : 22 000ar izy teloSavon Bravia 100g  + sérum Bravia 60ml + crème réparatrice 100mlManazava ny hoditra no sady mana...
05/12/2022

Prix : 22 000ar izy telo
Savon Bravia 100g + sérum Bravia 60ml + crème réparatrice 100ml

Manazava ny hoditra no sady manala vetivety ireto olana ireto amin'ny hoditra:
🔸Vergerture
🔸 Cicatrice (holatra) , brûlures (may)
🔸Anti - acnes (Mony) , manala tâche avelan'ny mony ihany koa
🔸Tasitasy rehetra eo tarehy na ny vatana
🔸Manala ireo cellule morte
🔸Boutons après rasage
🔸Anti rides
🔸Marque de grossesse
🔸Tâche pigmentaire (panda menamena ireny)

ASSURÉ✅SANS EFFET SECONDAIRE✅
Produit authentique hatrany✅

Manao livraison sy mandefa amin’ny faritra izahay📦
Mp ary na miantso ny 0343155612 na 0321966357

‼️Promo ‼️Gamme enzo disponible 🤩 Mbola tsy nandiso fanantenana ny maro  ▶️ 15 000ar izy telo Shampoing 300mlMasque 300g...
05/12/2022

‼️Promo ‼️
Gamme enzo disponible 🤩
Mbola tsy nandiso fanantenana ny maro
▶️ 15 000ar izy telo
Shampoing 300ml
Masque 300g
Sérum 100ml

Mitsabo ny marary rehetra amin'ny volonao✅
Mampalefaka sy mampangirana azy✅
Mampaniry volo aingana no mampijanona ny mihitsana✅
Tsy mifidy karazam-bolo (na secs na normaux na gras)

Mp aingana ary na miantso ny 034 31 556 12 na 032 19 663 57📞
Manao livraison sy mandefa amin’ny faritra hatrany 📦

Tonga ilay nandrasana oh 😊 Gamme enzo disponible 🤩 Mbola tsy nandiso fanantenana ny maro  ▶️ 17 000ar izy telo Shampoing...
24/11/2022

Tonga ilay nandrasana oh 😊
Gamme enzo disponible 🤩
Mbola tsy nandiso fanantenana ny maro
▶️ 17 000ar izy telo
Shampoing 300ml
Masque 300g
Sérum 100ml

‼️Stock très limité ‼️

Mp aingana ary na miantso ny 034 31 556 12 na 032 19 663 57📞
Manao livraison sy mandefa amin’ny faritra hatrany 📦

‼️Promo‼️Gamme argan oil de lightness : 35 000arVokatsoa :✨Base d’huile d’argan, riche en vitamine A et E , idéal pour l...
11/11/2022

‼️Promo‼️
Gamme argan oil de lightness : 35 000ar

Vokatsoa :
✨Base d’huile d’argan, riche en vitamine A et E , idéal pour le soin des cheveux
✨Mitsabo ny volo mihitsana be (anti-chute)
✨Manavao ny volo nihitsana sy simba rehetra
✨Mampalefaka sy mampaniry volo tsara
✨Mitsabo ny volo simba rehetra
✨Tsy mifidy karazam-bolo (na secs na normaux na gras)
✨Recommandé par les professionnels
MADE IN PHILLIPINE 🤩

Fatrany:
Shampooing 900ml + Masque 1kg + Sérum 100ml

Livraison possible 📦
Contact : 0343155612

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261343155612

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hi - Varotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hi - Varotra:

Share

Category