Madaquatic

Madaquatic choisissez sur place les poissons de vos rêves !

Depuis 2023 nous vous offrons avec joie et professionnalisme une expérience unique sur l aquariophilie, bassins etc...
🌼 tout sur les poissons exotiques 🐠, ornements, accessoires 💡, substrats 🏝️ nourritures 🐡et plus...🪸

034 76 995 16

Aleo ny sary no hiteny 🤣Mivarotra anti-escargot izahay 😉 Nisy akama izay koa te hividy anti-escargot 🐌 sao afaka mihidit...
18/08/2026

Aleo ny sary no hiteny 🤣
Mivarotra anti-escargot izahay 😉

Nisy akama izay koa te hividy anti-escargot 🐌 sao afaka mihiditra mp svp 🙏

Contact 0347699516

18/08/2026
African Arowana 😁 kanga ny fiantso anazy eto,espece introduite efa ho 60 taona hono, tsara nofo be hono io. Iza no efa n...
18/08/2026

African Arowana 😁 kanga ny fiantso anazy eto,espece introduite efa ho 60 taona hono, tsara nofo be hono io. Iza no efa nihinana ?

Fantatrareo moa fa ny fibata, black-bass, tilapia, carpe, pirina kely, foza orana ary ilay atsoina oe "trondro gasy" koa dia nampidirina avy any ivelany ?

Nampidirina zareo @ resaka fiompiana angalana nofo tahaka ny kanga, carpe sy tilapia sns...
Ny pirina na gambusia indray nampidirina iadivana @ moka izay nandripaka be taloha (palu) .

Misy ny nety tsara introduction fa misy lasa problème tahaka ny fibata, foza orana sy gambusia lasa invasif be ary mifaninana sy mamono ny eto antoerana zareo.

17/08/2026

Ito madio sady mora tehirizina ! Vers de vase lyophilisés ho any Bettas, guppies, cichlidés, tetras etc... Tena tiany 😍

Ela velona sy gilady be zareo ary tsara loko be mintsy 💥

🌟 Nourriture de competition special Poissons japonaise  Ranchu & Oranda etc..😯 Anisany tena tsara indrindra mitovy @ mar...
17/08/2026

🌟 Nourriture de competition special Poissons japonaise Ranchu & Oranda etc..😯
Anisany tena tsara indrindra mitovy @ marque Hikari !
Mampivoka ny tena atsarany! ✨

Offrez le meilleur à vos poissons avec cette nourriture haut de gamme spécialement conçue pour les variétés japonaises (Ranchu, Oranda, Lionhead etc... ).✅

Granulés coulants (3.0 mm) : Évitent l'aspiration d'air en surface et protègent leur vessie natatoire.💭

Digestion & Eau claire : Enrichis en probiotiques pour une assimilation maximale et moins de déchets dans l'aquarium.
(tsy maloto ny rano)

Couleurs éclatantes : Riches en spiruline et autre composants naturelle pour intensifier naturellement les pigments rouges et orangés.

Format : Pot de 290g
Contact 📲 0347699516
Disponible en magasin & livraison 🙏40.000 Ar

Mila zavatra matanjaka tsara? ✅Ito ary aerateur mahazaka tsara na mbola bac be ary no ananpiasainao azy ✨Dispo erakin ny...
14/08/2026

Mila zavatra matanjaka tsara? ✅
Ito ary aerateur mahazaka tsara na mbola bac be ary no ananpiasainao azy ✨

Dispo erakin ny magasin 🎊
Afaka manao livraison ihany koa izahay 💖

Fantatrao ve fa misy trondro mila temperature stable sy constant?Ohatra fotsiny : Scalaire, neons cardinalis, tetra, cre...
13/08/2026

Fantatrao ve fa misy trondro mila temperature stable sy constant?

Ohatra fotsiny : Scalaire, neons cardinalis, tetra, crevettes.
Ireo vao mihidina na miakatra kely ny temp tonga de mort🌡️👀

Ito aey promotion de la semaine !!! ✨ ✅
Teste et approuvé 👍
Contact 0347699516

Merci beaucoup antsika rehetra❤️💖Nahafinaritra be daoly ☺️Ao ny avy any alavitra be tahaka ny tulear sy NosibeAo ny débu...
09/08/2026

Merci beaucoup antsika rehetra
❤️💖
Nahafinaritra be daoly ☺️
Ao ny avy any alavitra be tahaka ny tulear sy Nosibe
Ao ny débutant vao manomboka sy efa pro amantaonany
Ao koa ny namerina indray fa nirehitra ilay passion taloha 🔥
Ao ny be dongy, tsy zaza irery 🤣

@ izay tsy tafandalo eto foana izahay amaly anareo, misy tsena 2 koa afaka andehanana
(@ talata vao mivoha)

Tena merci beaucoup beaucoup 🙏💖

Prix faradoboka Fier mada ary fa araraoty oh 💞✨Petit poisson * rehetra - 20% avokoa 🎟️Ny matériels - 5% avokoa 🎁Tongava ...
09/08/2026

Prix faradoboka Fier mada ary fa araraoty oh 💞✨

Petit poisson * rehetra - 20% avokoa 🎟️
Ny matériels - 5% avokoa 🎁

Tongava ety @ foire Fier Mada ary fa androany sisa ny andro farany 🎉🎀
Mankasitraka anareo rehetra efa nandalo dia manasa anareo izay mbola tsy nandalo ary fa @ eritaona indray vao misy ny édition manaraka an 🤭😊

👌🏽 Fier mada andotapenaka kianja maki vao miditra dia makany @ gauche tsy mijanona raha rsy mahita aquarium 😆
0347699516 🫶🏽

* Akoatran'ny danio fluo et GM

Chauffage marque fiable Disponible 💖Sobo 100 W  40.000 Ar Guppy Betta ScalaireSns.... ✨
08/08/2026

Chauffage marque fiable Disponible 💖
Sobo 100 W 40.000 Ar Guppy Betta Scalaire
Sns.... ✨

Address

Anosivavaka , Ambodivonikely, Rue Jean Paul 2 , En Face Danube à Côté De La Pharmacie Gisèle
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madaquatic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share