Mod's OnLine

Mod's OnLine Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mod's OnLine, Shopping & retail, TANA Centre Ville, Antananarivo.

☀️ Lampe Solaire Vintage Carmen Sundial ☀️🔸 Marque : Carmen🔸 Modèle : Sundial Sun Lamp🔸 Fonction : Manome taratra UV sy ...
22/05/2026

☀️ Lampe Solaire Vintage Carmen Sundial ☀️

🔸 Marque : Carmen
🔸 Modèle : Sundial Sun Lamp
🔸 Fonction : Manome taratra UV sy infrarouge (IR) ho an’ny light therapy 💡
🔸 Design : Loko orange vintage misy grille fiarovana sy intérieur réfléchissant ✨

🔵 UV (Ultraviolet) : nampiasaina taloha hanampy amin’ny hoditra sy hanoloana tara-masoandro rehefa tsy mahazo soleil olona.

🔴 Infrarouge (IR) : manome hafanana malefaka, mety hanampy hampitony hozatra sy fanaintainana sasany.

Ampiasaina amin’ny:
fanampiana olona tsy mahazo masoandro,
fitsaboana hoditra sasany,
fanafanana sy relaxation ihany koa izy

SALAMA DAHOLO 🥰✨🆕 ARRIVAGES pantalon mihaja amin’ny loko maro samihafa indray retsy an 😍🌈🔥 Vonjivonjeo sao lasan' ny haf...
19/05/2026

SALAMA DAHOLO 🥰✨

🆕 ARRIVAGES pantalon mihaja amin’ny loko maro samihafa indray retsy an 😍🌈
🔥 Vonjivonjeo sao lasan' ny hafa ny couleur tianao 😉🏃‍♀️🏃‍♂️
Azo entina amin’ny événements rehetra 🎉
💒 Na amin’ny ankafaliana
🖤 Na amin’ny ankaratsiana

📸 Efa ireo ny photo porté an’ireo clientes manao azy tena hoe : MANJA anie wa euh 🥰💃✨
✅ Working 👖
✅ Pant flare ✨

🚚 Manao livraison partout izahay 🌍
📦 Mandefa any amin’ny faritra rehetra — azonao ametrahana fitokisana 100% 🤝
✔️ Tsy maintsy voarainao ny colis-nao, tsy misy atahorana 💯📬

💬 Anontanio ary izay mety fa hovalianay tsy ho ela ianao 😊
🙏😘 Misaotra sahady tompoko 😘🙏

🔥🧺 Fer à repasser vapeur Morphy Richards Turbosteam GM💨 Vapeur puissante & réglable (Varisteam)💧 Réservoir intégré pour ...
17/05/2026

🔥🧺 Fer à repasser vapeur Morphy Richards Turbosteam GM

💨 Vapeur puissante & réglable (Varisteam)

💧 Réservoir intégré pour un repassage facile

🌡️ Technologie Intellitemp sur certains modèles : température automatique selon le tissu

✨ Idéal pour enlever rapidement les plis difficiles

Prix :65000ar

🔪⚡ Couteau électrique Russell Hobbs Mety tsara hanapahana hena 🍖 m**o 🍞 ary sakafo hafa.✅Misy lelany vy inox maranitra d...
17/05/2026

🔪⚡ Couteau électrique Russell Hobbs
Mety tsara hanapahana hena 🍖 m**o 🍞 ary sakafo hafa.

✅Misy lelany vy inox maranitra double afaka alana dia diovina ✨🧼

Pratique be ko ty an 🥰🥰🥰

Prix :40000ar

Plat Ovale marron misy fusure kely Prix :15000ar(lot)
17/05/2026

Plat Ovale marron misy fusure kely

Prix :15000ar(lot)

🌟🪙Plateau de service rond en métal doré avec un bord décoratif🌟🪙Dimensions :15cmPrix :10000ar (Lot)
17/05/2026

🌟🪙Plateau de service rond en métal doré avec un bord décoratif🌟🪙

Dimensions :15cm

Prix :10000ar (Lot)

🎄🌙 Guirlande lumineuse vintage Père Noël sur lune 🌙🎅✨ Décoration MAHAFATIFATY KELY 🥰🔸 10 figurines lumineuses en plastiq...
13/05/2026

🎄🌙 Guirlande lumineuse vintage Père Noël sur lune 🌙🎅

✨ Décoration MAHAFATIFATY KELY 🥰
🔸 10 figurines lumineuses en plastique moulé
🔸 Père Noël rouge et blanc assis sur une lune jaune
🔸 Avec câble, adaptateur et prise
🔸 Utilisable intérieur & extérieur
🔸 Style vintage très recherché pour déco de Noël 🎁

20 mètres

Prix :40000ar

💇‍♀️🔥 Bigoudis chauffants Diva Professional StylingRouleaux chauffants ,ampiasaina hanaovana volo miolikolika sy hanomez...
13/05/2026

💇‍♀️🔥 Bigoudis chauffants Diva Professional Styling
Rouleaux chauffants ,ampiasaina hanaovana volo miolikolika sy hanomezana volume haingana 😊
✨ Ao anaty coffret :
✅Bigoudis 20 isa misy habe samihafa 🎀
✅Pinces métalliques hitazonana azy amin’ny volo 📌
✅Mampiasa hafanana hanaovana boucles haingana koa izy an🔥
✅Manampy hampihena frisure sy hampamirapiratra volo ✨

⏱️ Fampiasana :
✅Afaka ampiasaina an-trano na salon 💇‍♀️
✅Mafana sy vonona ampiasaina ao anatin’ny minitra vitsy rehefa ampidirina courant koa izy,tena hoe pratique be retsy an🔌

💰 Prix:100000ar

 fansAto indray ary ny ARRIVAGES 🥰😘Ohatran mahazatra tonga dia miditra mp @ pejy
12/05/2026

fans
Ato indray ary ny ARRIVAGES 🥰😘
Ohatran mahazatra tonga dia miditra mp @ pejy

✨🔥 MBOLA TSARA ANTSIKA JIABY   🔥✨📢 AIZA DAHOLO NY MPANKAFY BROCANTE EUROPE ATO?👀🛍️💥💥 ARRIVAGES vaovao be tsy laninao ani...
10/05/2026

✨🔥 MBOLA TSARA ANTSIKA JIABY 🔥✨
📢 AIZA DAHOLO NY MPANKAFY BROCANTE EUROPE ATO?👀🛍️

💥💥 ARRIVAGES vaovao be tsy laninao anie ny ato e! 🥰🥰🥰
📍📌Kalitao tsara, FRIPERIE AVOKOA 🥰🥰
💸 Ary natao mora sy mirary ny vidiny zay tsy mahazo @ ty hanenina 🥰 😍
❓ Raha misy zavatra mahaliana anao dia:
📩 Anontanio izay mety fa hovalianay haingana ianao ⏰💬

AZA MIALA FA HISY ZAVATRA MARO HO ZARAINAY FOANA ETO 🥰🥰

🚚✨ MANAO LIVRAISON PARTOUT IZAHAY 🇲🇬📦🚴

📶 BT Mini Home Hotspot 600  fitaovana manaparitaka internet ao an-trano 🔌🏠.Misy adaptateur 2 izy: iray amin’ny routeur, ...
09/05/2026

📶 BT Mini Home Hotspot 600 fitaovana manaparitaka internet ao an-trano 🔌🏠.
Misy adaptateur 2 izy: iray amin’ny routeur, iray mamorona Wi-Fi any amin’ny efitra hafa 📡
⚡ Vitesse :
600 Mbps filaire
150 Mbps Wi-Fi

Prix :80000ar

Address

TANA Centre Ville
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mod's OnLine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share