Ventes Onja Maffie

Ventes Onja Maffie 🌹 Ventes Onja Maffie 🌹
- L'élégance pour elle,le style pour lui🥰
📞0336677883/0340764299

02/08/2026

Bonsoir daholo tsika rehetra
Asiko JP crédit raha mazoto ianareo

Zoma magnifique 🥰Izahay eto @ Ventes Onja Maffie dia faly fona manome tsara hoanareo ,izahay dia afaka mandray commande ...
24/07/2026

Zoma magnifique 🥰
Izahay eto @ Ventes Onja Maffie dia faly fona manome tsara hoanareo ,izahay dia afaka mandray commande izay tianareo dia avokanay avokoa amin'ny vidiny mirary hatrany
Ito zao mbola misy dispo hoany zay mbola nanontany anay de io mbola misy ary mbola misy fona ao
Mirary tontolo andro mafinaritra 😍

Tongava Mp ary mifapiresaka e

Salama daholo isika rehetra 🥰Ity indray ary ny masaka e"Ensemble pour homme"Manitra be io an!!-Aza misalasala ary mandef...
12/07/2026

Salama daholo isika rehetra 🥰
Ity indray ary ny masaka e
"Ensemble pour homme"
Manitra be io an!!
-Aza misalasala ary mandefa Mp
-Mandray commande ihany koa izahay


29/06/2026

Bonsoir daholo 😍
Andao ary ho atsika amin'izay lalao e
Zao ny fepetra ho arahana raha te hisitraka crédit isika
-Asio j'aime ny pejy
-Partageo amin'ny groupe 5 misy anao
-Taggueo ireo namanao hilalao
Izay mahafeno fepetra no andefasako crédit carte asiko ❤️ commentaireny de miditra mp avy eo rapitso am 19h no hizarako azy
Ndao ary eeee


28/06/2026

Bonjour daholo isika rehetra
Ndao asitsika lalao kely amty alahady mafinaritra ity
Mitenana ary nareo raha vonona e!!😍


26/06/2026

Arabaina isika rehetra ato nahatratran'ny asaramanitra e 🎉
Mirary fety sambatra atsika de mifalia fa Malagasy😍

21/06/2026

Arabaina nahatratran'ny fety ny Ray rehetra❤️

Moumoute tsara tarehy🥰Madio volo be Sady tsara lokoMp haingana ary tsika e📞0336677883
15/06/2026

Moumoute tsara tarehy🥰
Madio volo be Sady tsara loko
Mp haingana ary tsika e
📞0336677883


Arrivages Moumoute Tena mety be amin’izao andro mangatsika izao 🥰Tongava aingana mp fa sao tsy hahazo ny anjara eo an😘😘 ...
09/06/2026

Arrivages Moumoute
Tena mety be amin’izao andro mangatsika izao 🥰

Tongava aingana mp fa sao tsy hahazo ny anjara eo an😘😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ventes Onja Maffie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share