14/05/2026
Valin'ny lalao nifarana omaly 😊
Evelyne Rah no nahazo azy satria be partage Sady niantso namana be dia be tao @ coms
Nomentsoa Lunah kosa mahazo coup de Coeur ❤️ Dia mahazo collier inoxidable
(nanao firariantsoa mandona fo be izy)
Afaka miditra mp nareo 02
Jp cadeau 00ar
Conditions kely fotsiny 😊
1-Abonneo ny page
2-Manasa namana 3 ao @ coms ilalao
3-Partage an'ity lalaontsika ity
Alefa ary 😘😘
Mifarana @ Mercredi 13Mai