18/05/2021
Salama.tompoko
Ity Pejy ity Dia nanolotra am-pitiavana hoan tsika
*liana amin'ny tontolo ny fivoaran'ny technology eran-tany
*misy formation maro2 hoavy tsy ho ela
*ahafehezana sy Mba ho matianina amin'ny lafiny Web, site, design,sy ny technology Avo lenta
*mampianatra sy manome video gratuit ko
*formation itadiavana Asa, arakarakin fahafahanao
Koa manasa antsika anaraka tsy tapaka ny Pejy.
Ary ampitomboy ny fahalalanao, fa mivoatra ny tontolon'ny informatique
Merci D'aimer et partager au max!