Candy's Mode

Candy's Mode Shopping et vente au detail

📢📢Mbola manasa anareo hatrany zahay ety AMBATONAKANGA tompoko❤❤❤ fa misy ny fihenam bidy hatr@ 50% be zao 😱😱 @ entana re...
25/05/2023

📢📢Mbola manasa anareo hatrany zahay ety AMBATONAKANGA tompoko❤❤❤ fa misy ny fihenam bidy hatr@ 50% be zao 😱😱 @ entana rehetra!!! 😍😍,ety ampitan ny hôtel RAPHIA hatrany aty @ 2e etage ny Magasin FOLLESDEFRINGUES MODE na Rasoa cosmétique 🙂
TONGAVA MARO OH 🤗🤗

❤❤❤VENTE PRIVÉE spécial fête des mères ❤❤❤ aza adino ny fotoanan-tsika ary ny 24-25-26Mai 🤗😍..maro ny entana ho hitanare...
17/05/2023

❤❤❤VENTE PRIVÉE spécial fête des mères ❤❤❤ aza adino ny fotoanan-tsika ary ny 24-25-26Mai 🤗😍..maro ny entana ho hitanareo ao 🎁🛍👠👡👢👝👜
Tongava maro 🤗🤗

Cont: 034 43 608 70

♥♥♥ Ho avy ndray ty ny FETIN'NY RENY ♥♥♥...Aza adino ary ny fotoanan-tsika ,ny 24 au 26Mai ohh 🤗🙂..Ety antaninarenina Am...
09/05/2023

♥♥♥ Ho avy ndray ty ny FETIN'NY RENY ♥♥♥...Aza adino ary ny fotoanan-tsika ,ny 24 au 26Mai ohh 🤗🙂..Ety antaninarenina Ambatonakanga 👈 hatrany!!!
Efa vitsy2 sisa ny STAND an 😉
Tongava maro 🤗🤗
6️eme ÉDITION 😍

Ity ndray ary ny fotoanan-tsika manaraka e 🤗🤗..VENTE PRIVÉE karakarainay ny 24 au 26Mai,ety AMBATONAKANGA...efa afaka ma...
03/05/2023

Ity ndray ary ny fotoanan-tsika manaraka e 🤗🤗..VENTE PRIVÉE karakarainay ny 24 au 26Mai,ety AMBATONAKANGA...efa afaka manolotra anareo entana maro sahady izahay 👔👕👖🕶👓👗👘👛👚👜👝🛍🎒👟👠👡👒ho @ FETIN I RENY 🤩🤩
STAND disponible en MP 😉😉
Cont: 034 43 608 70

Pour la Pentecôte 📢📣🎉, vous pouvez déjà faire vos achats lors de la VENTE PRIVÉE qui se tiendra à AMBATONAKANGA 🤗🤗 (au d...
24/04/2023

Pour la Pentecôte 📢📣🎉, vous pouvez déjà faire vos achats lors de la VENTE PRIVÉE qui se tiendra à AMBATONAKANGA 🤗🤗 (au dessus du magasin FollesFringues Mode,en face de l'hotel Raphia) le 24-25-26Mai ,vous pourrez également déjà penser aux MAMANS ❤❤❤pour la fête des Mères car vous y trouverez des cadeaux originaux 🎁🎁à des prix defiant toute concurrence 😍😍
Réservez directement vos stand en mp 😉
Cont: 034 43 608 70

Androany ny andro farany..koa manasa anareo zahay hitsidika ny VENTE PRIVÉE ety AMBATONAKANGA 🤗🤗..fa misy ny fihenam bid...
21/04/2023

Androany ny andro farany..koa manasa anareo zahay hitsidika ny VENTE PRIVÉE ety AMBATONAKANGA 🤗🤗..fa misy ny fihenam bidy goavana atolotray anareo oh 😯😍

Efa vonona izahay ety ambatonakanga( ety ambanin'ny jirama no misy anay,ato ambonin'ny Boutique FOLLESDEFRINGUES MODE  n...
20/04/2023

Efa vonona izahay ety ambatonakanga( ety ambanin'ny jirama no misy anay,ato ambonin'ny Boutique FOLLESDEFRINGUES MODE na Rasoa Cosmetics ohh 🤗🤗)
Avy manao tarehy sy volo ao ambany de afaka miakatra aty ambony an !!😉
Maro ny entana ho hitanareo ato fa tongava tompoko!! 😍😍

20/04/2023

Efa vonona izahay ety AMBATONAKANGA tompoko handray anareo!!!🤗🤗 (ety ambanin'ny jirama misy anay,ato ambonin'ny boutique FOLLESDEFRINGUES MODE
na Rasoa Cosmetics)
Tongava tompoko ohh.🤗🤗...avy manao volo sy tarehy ao ambany de miakatra kely ato @ nay mijery entana 😍😍
Maro ny entana ho hitanareo ato @ nay toy ny robe,haut,akanjon ankizy,sac de marques,lampes,maquillages,...
20,21avril

Efa vonona izahay ato AMBATONAKANGA (ambonin'ny Boutique FollesdeFringues Mode  na RASOA COSMETICS  ) 🤗🤗Avy mikarakara v...
20/04/2023

Efa vonona izahay ato AMBATONAKANGA (ambonin'ny Boutique FollesdeFringues Mode na RASOA COSMETICS ) 🤗🤗
Avy mikarakara volo sy tarehy ao ambany de Afaka miakatra aty tompoko!!
Maro be ny entana ho hitanareo ato toy ny sac de marque ,lampes,faux ongles,chaussures,haut ,akanjo hoan ankizy,manteau,,robe, sns tsy voatanisa ,...👔👕👚👗👛👜
TONGAVA MARO TOMPOKO !!! 😍😍

Address

Antananarivo

Telephone

+261349463394

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Candy's Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share