07/01/2026
Arahabaina isika rehetra ato @ pejy nahatratra izao taona vaovao izao ho taona zina sy hanjakan'ny fahasalamana tanteraka anie ity taona ity.
Ho avy tsy ho ela isika hitondra arrivage @ Ilay entana authentique nahafataranareo anay h@ Zay.
2026ho taonan'ny fahombiazana ho antsika rehetra🙏🏻