18/12/2025
📣Miarahaba antsika rehetra oh‼️
Amin'izao fety izao🥳 dia tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po sy ny tsara hatrany ho antsika mpanjifa ny magazay ProxiShop. Koa izany indrindra no hanentananay anareo hitsidika ary hanjifa, fa vonona ny ekipa rehetra eto amin'ny amin'ny fikarakarana anareo am-pitiafana be.❤️
NB: Misokatra foana ny magazay ProxiShop Tsaralalàna sy ProxiShop Ambohitrarahaba ao anatin'izao akatrokiny fety izao✨🥳
Koa aza miandry ela fa miandry anareo ato anayii😁😁❤️