All Store Mdg

All Store Mdg All Sotre mdg vous accompagne
Toujours dans toutes vos besoins

💚Robe vert taille XL(idéal pour moins d"1m65)💚Prix:30.000ar👉à récupérer ou à livrer
11/03/2026

💚Robe vert taille XL(idéal pour moins d"1m65)
💚Prix:30.000ar
👉à récupérer ou à livrer

Mirary soa ny Vehivavy rehetra 💐
08/03/2026

Mirary soa ny Vehivavy rehetra 💐


💙Pantalon bleu 💙Taille 2XL-3XL💙Prix:20.000ar👉à récupérer ou à livrer
02/03/2026

💙Pantalon bleu
💙Taille 2XL-3XL
💙Prix:20.000ar
👉à récupérer ou à livrer

🖤Pantalon noir élastice🖤Taille 2XL-3XL🖤Prix:20.000ar👉à récupérer ou à livrer
02/03/2026

🖤Pantalon noir élastice
🖤Taille 2XL-3XL
🖤Prix:20.000ar
👉à récupérer ou à livrer

25/12/2025

Joyeux Noël à tous ❤️
Manaova fety sambatra daholo 😊
Mirary soa anareo ny ekipa rehetra eto amin"ny All Store Mdg
🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄

Bonjour à tous 🙂🙂Salama daholo ve somary nangigina ny pejy noho ny olana ara pahasalamana fa efa ito amin"izay ary izaha...
16/09/2025

Bonjour à tous 🙂🙂
Salama daholo ve somary nangigina ny pejy noho ny olana ara pahasalamana fa efa ito amin"izay ary izahay 😊
Somary mivadibadika ny andro ao fa ankafizo hatrany anefa ny tontolo andro anio
👉Idée de look anio 😊

❤️❤️❤️❤️❤️

26/08/2025

Ndao isika anohana nentsika 😊
Alefa Barea 🇲🇬

Salama daholo 😊😊👉Te ampatsiahy anareo fotsiny hoe Volana vaovao isika izao a 😊👉Somary nangigina izahay nohon ny olana ke...
01/08/2025

Salama daholo 😊😊
👉Te ampatsiahy anareo fotsiny hoe Volana vaovao isika izao a 😊
👉Somary nangigina izahay nohon ny olana kely fa efa miverina tsikelikely amin"izay fa aza tara ary fa marobe ny zavatra azo ifapizarantsika eto 😊
👉Mirary ny soa sy tsara ary amin"ity volana Aogositra ity 😊❤️
❤️

Ho tsara anie ity Volana vaovao ity 😊👉Aza adino ny mizara tsikitsiky sy fitiavana ny manodidina anao ❤️👉Mirary soa anare...
01/06/2025

Ho tsara anie ity Volana vaovao ity 😊
👉Aza adino ny mizara tsikitsiky sy fitiavana ny manodidina anao ❤️
👉Mirary soa anareo amin"ity Alahady ity

🌻

Tratry ny P***a daholo 🙂Araraoty ny fotoana iarahana amin"ny fianakaviana 😊❤️  ***a2025
20/04/2025

Tratry ny P***a daholo 🙂
Araraoty ny fotoana iarahana amin"ny fianakaviana 😊❤️

***a2025

Salama daholo 😊Volana vaovao isika izao ka dia mirary soa indray ary e 😊Somary nangigina izahay fa efa miverina amin’ny ...
01/04/2025

Salama daholo 😊
Volana vaovao isika izao ka dia mirary soa indray ary e 😊Somary nangigina izahay fa efa miverina amin’ny laoniny ny pejy 🫶🏻
Efa Talata androany fa mazoto daholo 😊🙏

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349757448

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when All Store Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to All Store Mdg:

Share