24/05/2024
๐๐ฎ ๐๐ฃ๐๐ง๐ค ๐ข๐๐ฃ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐๐ฅถ
Coucou daholo๐ค
Ela ela izay tsy hita๐คญ, manomana zavatra tsara be ho anareo za ato dia mbola mikenokenona kely eh๐...
En attendant ndao hiaraka hijery hoe inona avy ny sakafo tsara hoanina ๐ amin'izao andro mangatsika zao๐ฅถ
โ๏ธNy zavatra mila fantatra aloha ah, dia mila misakafo tsara foana na mafana na mangatsika ny andro๐, izany hoe "manger sainement pour rester en bonne santรฉ et garder le plein d'รฉnergie๐."
Ny sakafo tsara hoanina rehefa mangatsika ny andro dia sakafo nutritifs riches en vitamines, en sels minรฉraux et en oligo-รฉlรฉments๐พ.
Maheno an'izany foana tsika hoe riche en vitamines, riches en sels minรฉraux... sns kanefa tsy haitsika hoe inona mo zany๐
๐๐ฃ๐ค๐ฃ๐ ๐๐ง๐ฎ ๐๐ฏ๐๐ฃ๐ฎ "๐๐ก๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ๐จ ๐ง๐๐๐๐๐จ ๐๐ฃ ๐จ๐๐ก๐จ ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ช๐ญ, ๐ง๐๐๐๐๐จ ๐๐ฃ ๐ซ๐๐ฉ๐๐ข๐๐ฃ๐๐จ ๐๐ฉ ๐ค๐ก๐๐๐ค-รฉ๐กรฉ๐ข๐๐ฃ๐ฉ๐จ" ๐๐ฏ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐?๐ฒ
๐ด- ๐ด๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐โ๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ข๐ฅ๐:
Ny sakafo misy sels minรฉraux dia sakafo feno calcium sy magnรฉsium, izay tsy mitondra hery na koa hoe energie akory, fa manampy betsaka amin'ny constitution des tissus, ny fomba fiasan'ny systรจmes nerveux๐ง sy musculaires๐ช ary ny famokarana hormones๐.
๐๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ณ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐:
Akondro๐, blรฉ complet๐ฎ, chocolat๐ซ, flocon d'avoine๐ช, ronono๐ฅ, ovy๐ฅ, cacao๐ถ, noix et les noisettes๐ฅ (voanjo ihany koa๐)...sns
๐ต- ๐ด๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐โ๐๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐๐๐๐๐งก:
Ny sakafo feno vitamina dia misy hery fiarovana na koa hoe dรฉfenses immunitaires๐ฉน izay mitร na tanteraka ny fahasalaman'ny cellule rehetra๐ฉธ, manampy ihany koa amin'ny fitazomana ny รฉlรฉment tsara rehetra ao antin'ny sakafo izay hoanitsika๐.
Ny vitamina dia tena manampy ny vatana mba hiasa tsara ara-dalana sy arakan'ny tokony ho izy๐ช.
๐๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ณ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐:
orange๐, ny anana sy ireo zava-maitso rehetra๐ฅฌ, ireo legioma maitso rehetra๐ฅฆ, tsaramaso๐พ, trondro๐, volailles๐ฆข, avocats๐ฅ, champignon๐, lentilles๐พ, atody๐ฅ,....sns
๐ถ- ๐ด๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐โ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐-รฉ๐รฉ๐๐๐๐ก๐ ๐:
Ny sakafo misy oligo-รฉlรฉment ๐ข dia sakafo tsy azo hoanina betsaka na miverimberina loatra (en excรจs) satria mety ho toxique ho an'ny vatana. Mihinana kely dia efa ampy tanteraka ho an'ny vatana manontolo sy ny organisme๐ฆ, ny tsy fihinana azy kosa anefa dia miteraka carrence au niveau de l'organisme๐ฆด.
๐๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ณ๐ผ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐:
Fruits de mer๐ฆ, thon๐ฅซ, foie de veau๐ฎ, oeuf ร la coque๐ฅ,...sns
Noho izany mahazo feu vert tanteraka ny fihinana : lasopy legioma๐ฅฃ (izay tsara hoanina matetika mintsy aza), ny jus d'orange๐, ny cacaoโ indrindra vao maraina, ny avocat๐ฅ, ny voanjo๐ฅ, ny atody๐ณ (fa tsy isan'andro anh), lasopy fruit de mer๐ค, ny ronono๐ฅ, sy ireo vomaina๐พ...
๐๐จ๐๐ง๐ ๐๐ค ๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฉ๐ง๐: tsy dia tsara loatra ny mihinana lafarina diso tafahotra satria tsy dia mitondra zavatra ara-pahasalama ho an'ny vatana indrindra amin'izao ririnina izao๐ฅถ
๐๐ : maro ireo sakafo manana ireo sela ireo fa tsy ireo ihany, fa kosa amin'ny halalan'ireo dia afaka mamantatra kokoa ny zavatra tokony hoanina rehefa mangatsika ny andro๐ค
๐๐ฝ : mila misotro rano ihany koa na dia mangatsika aza ny andro (rano mafanaโ) mba tsy harary haty tehefa tapitra ny ririnina๐ฅถ.
Akotran'ny sakafo inona ihany koa no mba tianao ho fantatra mahakasika ny vatantsika?๐ค
โจ
๐ฆ