Gasti Formation

Gasti Formation Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasti Formation, Shopping & retail, Andravoahangy ambany, Antananarivo.

Tongasoa eto Antsirabe ny Équipe GASTI BEAUTYManomboka rapitso ny fotoanantsika 21 hatramin'ny 23 décembre😱eto amin'ny F...
20/12/2023

Tongasoa eto Antsirabe ny Équipe GASTI BEAUTY
Manomboka rapitso ny fotoanantsika 21 hatramin'ny 23 décembre😱eto amin'ny FLM SPAM Ampitan'ny Région

Tongava maro fa efa vonona handray anareo ny Équipe ho anao manana olana amin'ny Tarehy:
DIAGNOSTIC GRATUIT😱
🟣 Vente de produit naturel pour visage
🟣Soins du visage(eo no eo ihany Dia mahita vokatra😱)

Misy ihany koa ny:

🟣Atelier coiffure et Esthétique (Onglerie, coiffure,Make-up,
coloration,...)

👉Tongava maro fa tsy avelanay ianao raha tsy mahay Sady afapoo🥰🙏

Miandry anao zahay fa nareo sisa no hiandrasana manomboka rapitso😍

0345819052

Formation coiffure & esthetiqueTe hanana asa-tena manakona ve ianao? Azo antoka fa hahavelona tsara ☺ Efa kely sisa dia ...
24/10/2022

Formation coiffure & esthetique
Te hanana asa-tena manakona ve ianao? Azo antoka fa hahavelona tsara ☺ Efa kely sisa dia tonga ny fety ka andao hianatra ikarakara ny resaka fahamanjana rehetra 😍
Efa aman-jatony maro ny mpianatra nivoka tato amin'i Gasti Formation.
"Sahiko ny miteny fa mbola tsy nisy tsy nahay iray aza tsy nahay niala tato amin'i Gasti" ❤❤
Ho anao izay liana aminy fampiofanana sy fampianarana taovolo aman'endrika aza misalasala intsony fa vonona izahay anome fahafam-po 🙂Anisany asa-tena mandeha indrindra ny Salon de beauté ka tanteraho ny nofinofinao ❤

Zava-baovao be indray 🥰 formation coiffure et esthetique
Durer : 1semaines ou 1mois

∆Coiffure : technique de brushing, lisse, boucle, wavy, mini vague, chignion tendance, coloration,decoloration, soins curly, coupe tendance (femme),lissage , diagnostic de cheveux.
∆Esthetique : soin du visage, massage facial, soin manucure et pedicure, pose faux ongles avec deco (main et pied), pose Gel uv sur demi-capsul, epilation, diagnostic de peau, make up (n**e, glamour, evenementiel).

_ tsy maintsy mahafehy ny rehetra voa miala ato aminay
_ azo antoka 💯 ny fahaizana ary voara-maso tsirairay ny mpianatra ary voatondro A a Z
_ izahay no miantoka fitaovana rehetra sy olona anaovana pratique (tsy andoavam-bola fa anatiny ecolage)

Natokana hoanao miasa na avy any aminy faritra ka mila fampiofanana aingana anefa mahomby dia aza misalasala intsony fa indray mandalo ihany ity. ☺

Fampianarana feno anaovana fanadinana ka azahoana "certificat".

Mbola misy fona ihany koa ny fampianarana sy fampiofanana taovolo aman'endrika
∆ Cours special : samedi, mercredi, cours du soir.
Rentrer: 24 hatraminy 31oktobra 2022
Aza misalasala fa efa tena maro no nahita fahombiazana 😍
Toerana : Andravoahangy ambany
Tel : 0345819052
" Fahaizana azo antoka ary saram-pianarana mirary. "

Address

Andravoahangy Ambany
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasti Formation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share